Mois : juillet 2024

VAOVAO TAMBATRA

Tokony tsy hihoatra ny 3 500 Ar, ny kilaon’ny lafarinina araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny minisiteran’ny Varotra. Misy ny manararotra satria be loatra ny elanelan’ny vidin’ny vokarina eto an-toerana, 175 000 Ar ny iray gony 50 kilao, nefa amidy 200 000 Ar ny lafarinina avy any ivelany. Tambazotra herinaratra mampitohy […]

Mahay milalao !

  Mbola mitazona ny sain’ny mpanara-baovao ny mahakasika ny raharaha eny amin’ny Antenimieram­pirenena, indrindra ny momba ny fifidianana izay ho birao maharitra. Raha ny tetiandro, anio no ho tafapetraka amin’ny fomba ofisialy izy ireo. Miandry ny havoakan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana mahakasika ny fitsipika anatiny dia raikitra ny zava-drehetra. […]

Lalambe migodana : hiova ny soritra eo Anjozorobe mankany Toamasina

Nahatsapa ny minisiteran’ny Asa vaventy, fa be loatra ny tanimbary sy lohasaha nototofana voakasiky ny arabe migodana hatreo Anjozorobe. Tsy mbola voafaritra kosa ny soritra miainga eo Anjozorobe hatrany Toamasina. Mizara telo ny fizotry ny asa fanamboarana ny arabe migodana (autoroute) mampitohy an’Antana­narivo sy Toamasina, mitotaly 260 km. Ampahany voalohany, […]

TSELATRA

Kilan’ny afo avokoa ny entam-barotra rehetra tao amin’ny trano may tao amin’ny fokontany Atsinanan’i Vinany, ny alin’ny talata 9 jolay teo. Nifanome tanana namono ny afo ny fokonolona manodidina. Olana ho azy ireo ny tsy fisian’ny mpamonjy voina ao an-toerana. Nalan’ny olon-dratsy ka nentiny ny lohan’ny vehivavy iray varira tao […]