Nametra-pialana, halina, ny governemanta Ntsay Christian. Andrasana ny lisitra, ahitana ny handimby ny praiminisitra. Miandry ny fametrahana birao maharitra ao Tsimbazaza izany. Nisaorana! Nametra-pialana halina ny governemanta tarihin’ny Praiminisitra Ntsay Christian. Nosoniavin’ny filoha Rajoelina Andry, omaly, ny fanekena izany fametraham-pialany izany. Efa nanomboka nialoha izany ny fifandresen-dahatra sy ny ady […]
Mois : juillet 2024
IKM Antsahavola : hiverina ny « Antsika Hisôma vakansy »
Maro isan-karazany ireo hetsika mandravaka izao fialan-tsasatra lehibe izao. Anisan’ny fotoana ihany koa hialana voly sy hianarana zavatra hafa ivelan’ny fianarana, indrindra ho an’ny ankizy. Hotanterahina eny amin’ny Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy (IKM) Antsahavola, ny 16 jolay 2024 hatramin’ny 16 Aogositra 2024, ny « Antsika Hisôma vakansy ». Hetsika ara-javakanto sy kolontsaina maroloko […]
TARATRY ny KANTO
Homarihina an-tsehatra ny tsingerin-taonan’i Nini Kiaka. Afakomaly ilay tena andro lehibe, saingy hanaovany fety miaraka amin’ireo mpankafy izany, ny alahady 14 jolay izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, etsy amin’ny Karibotel Analakely. Hanampy azy an-tsehatra mandritra izany ireo mpitendry sy mpihira naman’i Nini. Tanterahina anio, eny amin’ny AFT Andavamamba, ao […]
Hiverina an-doharano : ny tora-po no betsaka
Izao vanim-potoana izao no manesika sy manosika mafy ny hetaheta hiverina eny an-doharano sy ny fikarohana ny fototra, raha ny nambaran’ny mpikaroka maro. Ny vanim-potoana antsoina hoe « ère de verseau » no mahatonga izany, raha ny fanazavan’izy ireo hatrany. Ho an’ny Malagasy, ny tora-po no betsaka. Tafajanona hatreo amin’ny endrika ivelany […]
Wawa sy Fandrama: ho tafaraka ny “salegy gôma” sy ny “salegy rômbotro”
Oviana no nisy ny fiarahana an-tsehatra teo amin’ireo kalazan’ny salegy ireto? Vaovao mahafaly ny mpankafy an’i Wawa sy i Fandrama, indrindra ny mponin’i Nosy Be aloha izany. Samy nasandratry ny “Festival Donia”. Sakamalaho sy havozo, ka samy manana ny hanitra ho azy raha i Wawa sy i Fandrama. Mpanakanto zanak’i […]




