Mois : septembre 2024

Depiote Imbiki Herilaza: “Tsara ny fanemorana ny firotsahan-kofidina”

Tsara ny fanemorana ny fe-potoana farany fametrahana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina, raha ny faneho­an-kevitry ny depiote voafidy tany Sainte Marie tamin’ny anaran’ny Irmar, Imbiki Herila­za, omaly, manoloana ny hiafaran’izany eny anivon’ny Ovec, anio. Nohalavaina hatramin’ny 26 septambra izany, araka ny tolo-kevitry ny Ceni. Ny vahoaka no tokony hahay ny olona hofidiny […]

Rakotoson Andriamiraho Hoby :”Mila hamoraina ny fanomezana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina”

Mahabe resaka amin’izao fifidianana kaominaly izao ny fikarakarana antontan-taratasy firotsahan-kofidina. Hanao ahoana hatramin’ny fotoana farany? Maneho ny fijeriny ny avy amin’ny firaoisamonina sivily miantsehatra amin’ny fanaraha-maso fifidianana, ny fikambanana ny Angady, Rakotoson Andriamiraho Hoby: “Entanina koa ireo mpikarakara fifidianana hanamora ny fanomezana ireo taratasy takina amin’ny firotsahan-kofidina.” Dinidinika… Gazety Taratra […]

Fahapotehan’ny tontolo iainana: anisan’ny singa manimba ny sosona ozôna ny vata fampangatsiahana

Sosona iray ao ana­tin’ny Stratosfera ny sosona ozôna. Mi­tana anjara asa lehibe amin’ny fiarovana ny zavamananaina rehetra ety ambonin’ ny tany izy io satria manivana sy manohana ireo tara-ma­soandro manimba, antsoina hoe Ultra-Violet B (UVB), tsy hipaka mivantana amin’ny tontolo miaina ety ambonin’ny tany. Anisan’ny mitarika ny fahapotehany ny singa […]

TARATRY ny KANTO

Nainako, etsy amin’ny No Comment Bar Iso­raka. Hitondra ny mozika nentim-paharazana nasiam-panavaozana, avy any amin’iny tapany atsimo iny ry zalahy, anio manomboka amin’ny 8 ora alina. Andran-tsira sahady, satria anisan’ireo tarika voafidy handray anjara amin’ny “Angaredona Mozika Festival” ihany koa ry Nainako. Hotanterahina etsy amin’ny Karibotel Ana­lakely, ny “Soirée hommage […]

« Antson’ny tontolo miaina »: hiompana amin’ny « Ravorona II »

Manomboka ny 28 septambra ka hatramin’ny 17 oktobra izao, eny amin’ny Zone Zital Ankorondrano, ny andiany faharoa amin’ny « Antson’ny tontolo miaina ». Hiompana amin’ny « Ravo­rona… » ny lohahevitra. Amin’ ny ankapobeny, manome lanja ny fifamatoran’ny tontolo iainana sy ny kolontsaina ity hetsika ity. Antony nisafidianana an-d« Ravorona… », noho izy afaka mampitohy ireo […]