Manomboka mahazo vahana eto Madagasikara ny fampidirana ho anisan’ny taranja ianarana, ny kolontsaina vahiny. Saba-droa lela! Raha ny tantara, ny famotehana ny kolontsaina sy ny soatoavina malagasy no anisan’ireo paikady nialoha lalana ny basy aman-tafondro nentin’ny vahiny nanimba ny Malagasy sy i Madagasikara. Rehefa narefo tany amin’ny Malagasy ny fahalalana […]
Mois : septembre 2024
« Vavy Festival » : hasongadina ireo haikanto vita
Nisokatra nanomboka omaly, ary tsy hifarana raha tsy amin’ny 21 septambra 2024, ny fampirantiana « Vavy Festival, les archives de nos vies », tanterahina eny amin’ny Lapan’ny tanànan’Antananarivo Analakely. Hetsika tafiditra ao anatin’ny « Vavy Festival» izy ity, izay manome lanja ny vehivavy sy manasongadina ny maha izy azy ireo eo amin’ny sehatra maro. […]
Ho fiatrehana ny “Miss Monde”: ho fantatra ny 28 septambra izay ho “Miss Madagascar 2024”
Nihemotra ny lanonam-pamaranana ny “Miss Madagascar”. Tsy maintsy hanana solontena hifaninana amin’ny “Miss Monde” kosa anefa isika, ka hatao tsy ho ela ny fifanintsanana farany. 28 septambra. Daty lehibe io, ho an’ireo tovovavy voafantina isam-paritra, ka hifaninana izay hisalotra ny anaram-boninahitra “Miss Madagascar”. Hotontosaina ao amin’ny Canal Olympia Andohatapenaka ny […]
FANTINA sy FINTINA
Sarotra be ny mamondrona olona noho ny fanaovana politika tsy misy ideolojia, raha ny fijerin’ny mpikamban’ny birao politikan’ny antoko Humaniste-écologiste, Ralambomahay Toavina. Vokany, mety ho marobe ny kaominina tsy misy kandidà ho ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina na ho kandidà tokana. Tsy mino ny antoko politika ny Malagasy matoa miparitaka be […]
Minisitry ny Raharaham-bahiny : «Mihamarin-toerana i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena»
“Mihamarin-toerana i Madagasikara na eto amin’ny faritr’i Afrika na any amin’ny sehatra maro samihafa”, hoy ny tatitry ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika, teny Anosy, omaly, ny amin’ny fifandraisan’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Betsaka ireo fivoriana iraisam-pirenena efa noraisina. Vao herinandro vitsivitsy izay, nandray ny Cop 11. Handray ny […]




