Be loatra ny fankalazana « Andro iraisam-pirenena » ataon’ny firenena marefo. Ny ankamaroany, famendrofendroana. Tsy mahavoasazy ny mamorona ny « Androm-pirenena ». Io rahateo no filan’ny firenena tahaka an’i Madagasikara… Noho izany, tokony hatao ! Saika rakotra « Andro iraisam-pirenena » ny fanisanandro! Izay tsy misy, hamoronana. Ny efa eo, hatevenina ny fomba fankalazana azy. Toy izany […]
Mois : septembre 2024
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina any Antsirabe, ny 27 hatramin’ny 29 septambra ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe, lalaovin’olona telo, lahy sy vavy. Araka ny vaovao voaray, hiatrika ny fifanintsanan’ny Nosy izay klioba mahazo ny laharana voalohany amin’izany. Hifanandrina amin’ny ekipan’Atsinanana Rugby, ny alahady ho avy izao, etsy […]
Volley-ball-“Open 2è division”: hiditra amin’ny manasa-dalana ny lehilahy
Hotanterahina, anio, ny manasa-dalana, sokajy lehilahy, amin’ny fifaninanana “open 2è division Analamanga”, taranja volley-ball. Fifaninanana karakarain’ny Federasiona malagasin’ny volley-ball, nanoloana ilay fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, saika ho natao tany Alaotra Mangoro. Hifandona, eo amin’ny sokajy lehilahy, ny VBCD sy ny CSA, ankilany. Ny ASI sy ny AVBC kosa, andaniny, ho […]
« Fety de Baskety e! » : hatao anio ny antsapaka
Hotontosaina, anio, ny antsapaka ho an’ny fifaninanana “Fety de Baskety e!”, hankalazana ny faha-15 taonan’ny AT2B Andraisoro. Fifaninanana hatao manomboka ny alahady 15 septambra izao, amin’ny kianja telo, ao amin’ny boriborintany faha-5. Hatramin’ny omaly, mbola nisy ireo ekipa tonga nisoratra anarana hifaninana amin’ity lalao ity, anisan’izany ny GNBC (U12L, U12V, […]
Handball – Mada 2024 : hiatrika ny CCOI ireo klioba roa voalohany
Handray fifanintsanana iraisam-pirenena indray i Madagasikara, ny volana novambra ho avy io, amin’ny taranja Handball. Mialoha izany, hisy ny fifaninanana nasionaly hahafantarana izay hisolontena an’i Madagasikara amin’izany Hotontosaina etsy amin’ny kianja Ankoay Ankorondrano, ny 20 – 26 oktobra ho avy io, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja handball, sokajy […]




