Hanomboka ny 27 septambra ho avy izao ny fifanintsanana iraisam-pirenena amin’ny taranja Rugby, sokajy vehivavy, “WXV III”, izay hatao any Dubai. Anisan’ireo handray anjara amin’izany i Madagasikara. Araka ny vaovao nampitan’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny Malagasy Rugby, omaly, fantatra fa hanainga eto an-tanindrazana, ho any Kenya, ny 17 septambra ho […]
Mois : septembre 2024
TARATRY ny KANTO
Tafatafa miaraka amin’i Dama. Izay no hiseho etsy amin’ny Fondation H Analakely, ny sabotsy 21 septambra ho avy izao, manomboka amin’ny 3 ora hatramin’ny 4 ora sy sasany. Hiodidina ny lalana nodiavin’i Dama teo amin’ny mozika, izay mifototra amin’ny tadidy, izany. Misokatra ho an’ny rehetra, arakaraky ny toerana misy ny […]
« Angaredona Mozika Festival » : handray tarika ampolony maro ny Naturia Palm
Hanabevoho ny kolontsaina malagasy, hamelona, hanome lanja ary hampiaina ny fahasamihafana ara-kolontsaina ihany koa. Tanjona efa napetraky ny “Angaredona Mozika Festival” ireo, nandritra izay 20 taona nisiany izay. Hamafisina ny fanatrarana ny tanjona amin’ity andiany faha-18 ity, raha ny nambaran’ireo mpikarakara nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety, omaly, tetsy amin’ny […]
“Festival du rire Jôkôsô” : hanokatra ny hetsika ny Magic Squad
Tanterahina anio, eny amin’ny Centre AES Amboditsiry, ny seho entina manokatra amin’ny fomba ofisialy ny “Festival du rire Jôkôsô” andiany fahefatra. Hiavaka kely ny amin’ity andiany ity satria ny Magic Squad no hanafana ny sehatra mandritra izany fampisehoana fanokafana izany. Efa fanaon’ny mpikarakara ny manampy ivontoerana mitaiza ankizy, mandritra ny […]
Tontolon’ny hira: nodimandry i Fanaiky (Solomiral)
Lavo ny andrarezin’ny zavakanto malagasy. Vitsy ny manan-talenta tahaka azy, eo amin’ny tontolon’ny hira… Tsy ho tazana eny an-tsehatra intsony izany. Nindaosin’ny fahafatesana, omaly, i Fanaiky ! Rasolomahatratra Ny Herivelona, na i Fanaiky.Nodimandry, omaly, teo amin’ny faha-54 taonany ity andrarezin’ny zavakanto malagasy ity. Sady mpamoron-kira no mpandrindra, mpitendry gitara beso i […]




