Hiditra amin’ny andro faharoa, anio, ny fampiofanana mahakasika ny Parkour, izay tarihan’i Charles Perrière, kalaza maneran-tany eo amin’ity taranja ity. Namorona ity taranja ity ny tenany sady filohan’ny komisiona iraisam-pirenenan’ny Parkour. Liana amin’ny fampianarany ny mpanao Parkour malagasy ary maniry ny hisian’ny fampiofanana toy izao hatrany. Tetsy ankilany, nanome teknika […]
Mois : septembre 2024
Can 2025: niaiky ny hamafin’ny lalao amin’ny Tunisie ny Me Roro
Anio no fotoana hifanandrinan’ny Aigle du Carthage Tunisie sy ny Barea de Madagascar eo amin’ny andro voalohany hiadian-toerana amin’ny “Can 2025”, taranja baolina kitra. Samy nilaza ny mpanazatra roa tonta fa sarotra ny fihaonana amin’ity. Nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety, ny mpanazatra roa tonta Rakotondrabe Romuald (Rôrô) ho an’ny […]
MFA Ampahibe : natolotr’ireo atleta ny amboara Asief 2024
Notanterahina omaly, teny amin’ny minisiteran’ny Foloalindahy (MFA) ny fanoloran’ireo atleta tamin’ny minisitry ny Foloalindany, ny Jly Sahivelo Lala Monja Delphin, ny amboara Asief 2024. Nahazo ny amboara betsaka indrindra ny teo anivon’ny MFA nandritra ny fifaninanana ara-patanjahantena 2024, nokarakarain’ny Asief tao Antsirabe, ny 5 ka hatramin’ny 18 aogositra 2024 lasa […]
Fitrandrahana vatosoa : napetraka ny ivontoerana fanofanana
Nakambana ho rafitra iray ny Sampandraharaha misahana ny fanofanana mahakasika ny vatosoa sy ny Laboratoara manao fitiliana ny harena an-kibon’ny tany samihafa. Hisy rafitra iray koa hiandraikitra ny fifanakalozan-kevitra raha sendra misy ny olana. Hisahana ny fanadihadiana mahakasika ny vatosoa (gemmologie) ny Biraon’ny jeolojia, ny vatosoa ary ny laboratoaran’ny harena […]
INDRAY MIJERY
Nampahatsiahy ny tetiandrom-pampianarana ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena hahafahan’ny mpianatra mahafantatra ny fandaharam-potoana. Ny 9 septambra izao no hanomboka ny fampianarana andiany voalohany ary mifarana any amin’ny 25 oktobra any. Ny 4 novambra indray izany no mitohy hatramin’ny 20 desambra…. Nandritra ny fitsidihana nataon’ny fanjakana no nahitana fa efa madiva ho vita […]




