Anjaran’ireo mpisehatra amin’ ny lalànan’ny asa, miisa 27, eto Antananarivo indray no nisitraka ny fiofanana momba ny lalàna vaovao mifehy ny asa, laharana 2024-014, tamin’ny 14 aogositra 2024, tamin’ity herinandro ity. Andiany voalohany ny fampiofanana nahitana ny Inspecteurs sy Contrôleurs du Travail. Maro ny zava-baovao sy ny fanatsarana entin’ity lalàna […]
Mois : septembre 2024
Oniversite Mahajanga : nohenoina ireo mpianatra
Nihaona mivantana tamin’ireo filohan’ny fikambanan’ny mpianatra rehetra ao amin’ny oniversiten’i Mahajanga ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, Pr Chaminah Loulla. Nihaino ny hetahetan’ireo mpianatra ny minisitra, mba ho fanatsarana ny tontolon’ny fampianarana ambony. Anisan’izany ny fangatahana “wifi” sy ny trano fonenan’ny mpianatra ary ny fampiakarana ny vatsim-pianarana […]
Fampianarana teknika sy fanofanana arakasa: miankina amin’ny filan’ny tanora ny fiofanana omena
« Hevitra Hafa », tetikasa hanangonana ny fanirian’ny tanora amin’ireo tolotra fiofanana tiany omena azy. Miainga amin’ny tanora mihitsy ny hevitra ka ny fanjakana no manofana. Natao, omaly, tetsy amin’ny Tranompokonolona Isotry ny fakan-kevitra tamin’ireo tanora sy ireo manana hetaheta mahakasika ny fanofanana arakasa tiany hohamafisina hahafahany mampiakatra ny fahaiza-manaony. Nanokatra fahafahana […]
Depiote Gascar Fenosoa : « Aoka hatsahatra ny sakantsakana amin’ny endriny samihafa »
Naneho hevitra avy hatrany ny depiote Gascar Fenosoa taorian’ny fanakanan’ny Emmo/Reg ny kandidà Ravalomanana Marc sy ny Tim nikasa ho etsy amin’ny Magro Behoririka, omaly. Nanteriny fa efa ankatokin’ny fifidianana izao ka fomba fanao repoblikana any amin’ireo tany demokratika ny manao hetsika, mialoha ny fampielezan-kevitra. “Natao hifampizarana sy hifanentanana handeha […]
Fikasana hanao fotoam-bavaka : voasakan’ny Emmo/Reg ny fidirana tao amin’ny Magro
Tsy tanteraka ! Nifandresy lahatra ireo depioten’ny Firaisankina sy ny avy amin’ny Emmo/Reg ny amin’ny tokony hanatanterahana ny fotoam-bavaka etsy Magro Behoririka. Nambaran’ny depiote Randrianasoloniaiko Siteny fa tsy ho avy amin’izy ireo ny korontana. “Inona ny tsy fanarahan-dalana raha amin’ny toerana manokana an’olon-tsotra no angatahana fitahiana hilatsahana hofidiana…?”, hoy izy. […]




