Mois : septembre 2024

Tsy fahampian-drano : hametrahana lavadrano Antananarivo

Anisan’ny iharan’ny fijaliana noho ny fahatahapahan’ny rano vokarin’ny Jirama matetika ny toerana maro eto Antananarivo. Ahitana tsy fahampiana 100 000m³ ny rano vokarin’ny orinasa Jirama ho an’ny faritra Antananarivo Renivohitra, Antananarivo Atsimondrano, Antananarivo Avaradrano ary Ambohidratrimo, raha ny fanazavana voaray. Ametrahana lavadrano 35 vonjimaika ireo toerana ireo, araka izany, mba […]

Fahasalamana ao Atsimo Andrefana: nametraka fototra mafy orina ny USAID Access

Faritra lehibe indrindra amin’ny faritra 14 nanaovan’ny USAID Access ny fandaharanasa momba ny fahasalamana ny ao Atsimo Andrefana. Nofaranana tamin’ny fomba ofisialy omaly, tany an-toerana, ny fandaharanasa ary nanaovana ny tombana ny zava-bita. “Nahafa-po ny vokatra teto amin’ny faritra Atsimo Andrefana, hoy ny talen’ny fandaharanasa USAID Access, Dr Raharison Serge, […]

TARATRY ny KANTO

Revy Lôlô sy ny tariny, etsy amin’ny Piment Café Behoririka. Manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina indray ny fotoana, iarahana amin’i Benny sy Bebey ary i Nini. Efa mahazatra ny mpankafy ny toe­rana sy ny revy, saingy tonga hatrany ireo manimanina ny hiran’ny taona 80 sy 90. Tato ho […]

“Guitar Beatz Experience”: haneho ny talentany i Milon

Tanterahina anio alina, eny amin’ny 44 Bistrot Tsarala­lana, ny “Guitar Beatz Expe­rience”, iarahana amin’i Milon, avy ao amin’ny tarika Kazar. Mandritra ity hetsika ity no hanehoan’i Milon ny talenta sy fahaiza-manaony eo amin’ny fitendrena gitara. Ho re mandritra ny “Guitar Beatz Expe­rience” ireo karazana fitendry sy gadona maro samihafa. Tanjona […]

Manan-talenta marolafy: Jonny R’Afa, ilay mpanakanto « hafa » noho ny namany

Poeta, mpamoron-kira, mpihira ary mpitendry izy. Mpanao sary manana ny mampiavaka azy koa anefa. Tsy vitan’izay fa ny sary sokitra sy ny sarivongana koa no tena nametrahan’i Jonny R’Afa ny dian-tanany, teto Madagasikara sy tany ivelany. Ny mombamomba azy… Andriamanankoavy Jonny no tena anarany. Jonny R’Afa kosa no anarana nosafidiany […]