Tanora malagasy, mpiangaly « Slam poèsie », anisan’ny manana ny maha izy azy Andrianahy Zanadaory Joel Bastino, fantatry ny maro eo amin’ny tontolon’ny « Slam pèsie » hoe Konahy Junior. Laharana fahatelo izy nandritra ny fifaninanana nasionaly farany teo, taorian’i Santa sy Orad. Hisolo tena an’i Madagasikara mandritra ny “World Poetry Slam Championship” (WPSC), […]
Mois : septembre 2024
Faribolana Sandratra 35 taona: fantatra rahampitso ny mpiantsa tononkalo sangany
15 mianadahy izy ireo no hiatrika ny famaranana amin’ ilay fifaninanana miantsa tononkalo, ampanaovin’ny Faribolana Sandratra. Hetsika « Andeha isika hamorona olona tahaka antsika », tafiditra ao anatin’ny fanamarihana ny faha-35 niorenany. Ahitana an’i Kiady Andrianarimalala, Fahasoavana, Tsiferana Mamisaholy, Ny Volantiana, Fimandi Marïsca, Ikala Kely, Miantsa Niaina, Diart Mikalo, Fanomezantsoa, Racl Joseclaudio, […]
Fiarahamonina: Miboridana andro aman’alina ny Malagasy
Manana ny fomba amam-panaony ny Malagasy. Saika voafehin’ireny ny ankamaroan’ny andavanandrom-piainany mba tsy hihoa-pefy. Olon-kendry, olom-banona, fototr’olona, sns, no niantsoany ireo nikajy sy nampita izany… Ankehitriny, tapaka ny arofanina, niboridana ny Malagasy ! Tsy vitan’ny nesoriny fa nariany ny ankamaroan’ny maha Malagasy azy, hany ka tsy mitsaha-miboridana andro aman’alina. Ny olona […]
Angovo azo havaozina : hitombo ny famokarana eny amin’ny distrika
Hanomboka tsy ho ela ny fananganana ireo tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny masoandro (parcs solaires) izay hamokatra angovo 50 MW. Nankatoavina nandritra ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, ny handraisan’ny fanjakana an-tanana ireo fandaniana rehetra momba ny ”dédouanement” sy ny hofan’ny toerana nitahirizana ireo fitaovana alohan’ny hanapariahana izany any amin’ny distrika hametrahana […]
Loka Castel : orinasa 6 nankasitrahana
Nampahafantarina omaly, ireo orinasa 6 tantanin’ny tanora, mendrika tamin’ny fifaninanana “Loka Castel 2024”. Nanatrika ny fotoana ny tale jeneralin’ny Star, Matthieu Seguin. Tanjona ny hanohanana ny fandraharahana isaky ny firenena, ka misy ny tohana ara-bola sy fanofanana, hanamafisana ny fahaiza-mitantan’ireo tanora mpandraharaha misehatra amin’ny fambolena sy ny indostria eto Madagasikara. […]




