Hita faty tao an-tranony eny Anosisoa Ambohimanarina, ny faran’ny herinandro teo, ny renim-pianakaviana iray sy ny zanany vavy vao 2 taona monja. Maty vao haingana ny vadiny ka mipetra-drery miaraka amin’ny zanany roa (2 sy 4 taona) ity renim-pianakaviana ity. Miasa an-trano ao Ambodivona Ambohimanarina izy, araka ny fanazavan’ ny […]
Mois : décembre 2024
Tratra teny Anosizato : naiditra am-ponja ilay kolonely sandoka
Notanana vonjimaika any am-ponja ny lehilahy nisandoka ho kolonely teny amin’ny kaominina Anosizato, ny 10 desambra lasa teo. Nanao fanamian’ny Tafika Malagasy io lahiantitra io. Nanao ny asany teny an-toerana, nandamina ny fifamoivoizana ny zandary ka nanakaiky ireo mpitandro filaminana ireo io lehilahy io. Nitonon-tena ho manam-boninahitra kolonely izy tamin’io […]
Maty tsy tra-drano : mpitondra bisikileta notetezin’ny kamiao
Tafasitrika tao ambany kamiao, namoy ny ainy, ny raim-pianakaviana iray tao Antsirabe, omaly maraina tamin’ny 10 ora sy sasany. Namoy ny ainy teo no ho eo, lehilahy iray voahitsaky ny fiara tao Vatofotsy, kaominina Antsirabe, omaly. Nitondra bisikileta io raim-pianakaviana io. “Avy any atsimo nikasa hianavaratra io mpitondra bisikileta io. […]




