“Mila mifidy, fa raha tsy mifidy isika dia manjary ny hafa no mametraka izay tiany hapetraka eo”, hoy ny PDS, Antananarivo Renivohitra, i Alexandre Georget, teny Ambohitsoa, omaly. Nefa mitondra amin’ny dimy taona manaraka ny safidy. Ny fifidianana no ahazoana mametraka izay ho eo amin’ny toeran’ny ben’ny Tanàna. Ny feon’ny […]
Mois : décembre 2024
Lisi-pifidianana : nampiahiahy ny fahazoana “ordonnance”
Tamin’ny ankapobeny, nizotra araka izay niheverana azy ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina, omaly, araka ny tatitry ny teo anivon’ ny Ceni, Alarobia. Na izany aza, nampiahiahy be ny sasany ihany ny amin’ny fahazoana didy hitsivolana (ordonnance) hisoratana amin’ny lisi-pifidianana. Nilaza, ohatra, ny kandidà mpanolotsaina, Antananarivo Renivohitra, Ravololomanana Lalatiana, teny […]
Filoha Rajoelina Andry : “Tokony hanaiky faharesena izay resy”
“Ao anatin’ny fifidianana, tsy maintsy iray no ho ben’ny Tanàna amin’ireo kandidà, fa tsy izay mirotsaka rehetra no ho ben’ny Tanàna. Amin’ny maha manaja ny fenitra demokratika an’i Madagasikara, izay voafidy ho ben’ny Tanàna manerana an’i Madagasikara dia ekentsika sy tohanantsika ary hampiantsika”. Io ny tenin’ny filoha Rajoelina Andry, taorian’ny […]
Fifidianana ben’ny Tanàna : Mbola mifandanja ny Irmar sy ny Tim
Porofoin’ny vovonana Irmar sy ny Tim fa mbola azy ireo aloha ny tanànan’Antananarivo. Mifandanja ny vaton-dRavalomanana Tojo sy Ramanantsoa Harilala. Na mitarika vonjimaika aza ity farany. Tontosa omaly, ny fandatsaham-bato tao anatin’ ny zotram-pifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina manerana an’i Madagasikara. Tsapa fa niakatra ny taham-pahavitrihan’ny mpifidy. Raha ho an’ny […]
FAMOKARANA KARBONINA : MITERAKA OLAM-PIARAHAMONINA AO IHOROMBE NY FANOMEZANA TANY HO AN’NY TOZZI GREEN
Trangam-piarahamonina iray efa niseho aman-taonany maro ao amin’ny faritra Ihorombe ny olan’ny fananantany ateraky ny tetikasa Tozzi Green. Betsaka ny fampanantenana natao ho an’ny mponina saingy tsy ampy ny fanatanterahana. Tsy tanteraka ny bokin’andraikitra, miteraka olana ny voly hazo lazaina fa mamokatra karbonina, gadraina ny mpisintona lakolosy sy ny mpiaro […]




