Vaovao nisantaran’ny tontolon’ny zavakanto ny taona 2025 ny fanamafisana fa hisokatra ilay ivontoerana hoeti-mampianatra momba ny dihy. Ety am-piandohana, ny dihy malagasy no omena vahana. Tsy voatery ho dihy efa nisy hatramin’izay fa mety ho noforonina taty aoriana no ampianarina eny an-toerana, raha ny fanazavan’ny tomponandraikitra. Ho voatazona hatrany, rahateo, […]
Mois : janvier 2025
Esorina ny tahotra: Ilaina ny fahaiza-mivarotra kolontsaina sy zavakanto
Hatramin’izao, tsy mbola tazana mazava ny fiantraikan’ny fananan’ny Malagasy ireo kolontsaina sy zavakanto maro ao aminy. Fahantrana aza no iainan’ireo izay mieritreritra fa hanam-bola sy hanan-karena amin’ny alalan’ny zavakanto sy kolontsaina. Satria, mbola lavitra ny mpanjifa ny tolotra omen-dry zareo ireny. Ekena, raha jerena amin’ny maso tsy miangatra, mihena miandalana […]
Fetin’ny faran’ny taona : Efatra no maty, 251 nozaham-pahasalamana tao amin’ny hopitaly CHU JRA
Nahatratra 251 ireo olona nozaham-pahasalamana teo anivon’ny hopitaly CHU JRA nandritra ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao 2025 lasa teo. Efatra tamin’ireo maty teo anivon’ny hopitaly raha toa ka telo ireo maty avy any ivelany. 229 teo anivon’ny sampana vonjy aina ary 22 teo anivon’ny sampana famelomana aina. Raha […]
FANTINA sy FINTINA
“Melohiko ny fanimbazimbana ny mpitarika ny fiangonana”, hoy Andrianainarivelo Hajo. Nambarany fa kristianina ny tenany ary mpino FJKM ka tsy mankasitraka ny fihetsik’ireo mpanohana ny fitondrana nanao izany. “Mankahery ny filoha Andriamahazosoa Irako Ammi izahay ary miangavy azy hivavaka ho an’ireo mpanenjika”, hoy izy. Nambaran’ny depiote tsy miankina, Rajerison Antoine, […]
VHT- fifidianana ben’ny Tanàna : “Mba hivoaka ny marina “
“Raha tena fanjakana tan-dalàna tokoa i Madagasikara, ka tsy hakorontana ny zava-misy sy ny fiainam-pirenena: tokony hisy lalana ahazoana mivoaka sy ahitana ny marina any amin’ny fitsarana misahana ny ady ifanaovana amin’ny fanjakana”. Io ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny antoko Vonona hijoro ho an’ny tanindrazana (VHT), Razanakoto Norbert, manoloana ny […]




