Nandroso haingana be ny teknolojia. Saika tratrany avokoa ny sehatra maro. Anisan’izany ny zavakanto. Maro sy goavana ny fiantraikan’izany amin’izao vanim-potoana izao. Tamin’ny andron-dry Edith Piaf, zavamaneno « piano » iray dia nahafahana namoaka zavakanto nampihaiky izao tontolo izao. Valiha sy amponga no nentin’ ny tarika Razafimahefa Fenoarivo nisintonana ny vahiny. Babo […]
Mois : janvier 2025
FANTINA sy FINTINA
Nifampizara traikefa sy nifanakalo hevitra teny Tsimbazaza, afakomaly, ny filoha mpisolo toerana eo anivon’ny Antenimierampirenena, Soafilira Princia sy ny filohan’ny Parlemanta Panafrikana teo aloha, Ndoko Dang, niaraka amin’ny eo anivon’ny parlemantera, Aboung Albino. Voaresaka ny fampivondronanana ho aminy fampandrosoana an’i Afrika. Miditra an-tsehatra amin’ny fampiasana fitaovam-piadiana ny mpitandro filaminana, araka […]
Minisitra teo aloha, Razafimanazato Julien : “Raiso ny andraikitrareo depiote sy loholona…”
Nivoaka amin’ny fanginany manoloana izao toe-draharaham-pirenena izao ny minisitra teo aloha, Razafimanazato Julien. Nanao antso avo amin’ny rehetra ny tenany tamin’izany. Nitodihany manokana tamin’izany antso izany ireo parlemantera. “Raiso ary ny andraikitrareo. Sahia mijoro miaro ny vahoaka tsy ankanavaka sy miaro ny tanindrazana iombonana, araka ny fahefana nomen’ny Lalàmpanorenana anareo, […]
Fahazavana
Olana iray manahirana ny vahoaka malagasy ankehitriny ny mahakasika ny resaka jiro. Mbola mitohy indray ny resaka delestazy. Maro ny toerana na heverina ho stratejika aza no mahita faisana anatin’ny fahatapahana. Iaraha-mahalala ny toe-javamisy mahatonga izany. Tsy miankina amin-draolombelona intsony ny valifatin’ny natiora. Na izany na tsy izany, anatin’ny […]
Depiote Rakotoniaina Pety : “Tsy vahaolana ny fidinana an-dalambe”
Nitondra ny fijeriny ny raharaham-pirenena ny depiote Rakotoniaina Pety. Anisan’izany ny nitsikerany ny eo anivon’ny fanoherana. “Tsy afa-kijery fotsiny hoe sahirana isika izao dia mitondra amina vahaolana hoe andao hidina an-dalambe, ohatra, na andao alaina ny fitondrana. Tsy vahaolana amin’izay ilaina izao izany sady tsy vahaolana maharitra”. Io ny fanehoan-kevitry […]




