Araka ny vaovao voaray avy eny anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly, hampafantarina ny alakamisy ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny mpanazatra vaovao hitondra ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar. Marihina fa efa milamina avokoa ny fifanarahana rehetra ary efa omaly ihany ilay teknisianina vaovao ity, no […]
Mois : janvier 2025
Basikety 3 x 3: Elly sy i Rondro N°1 malagasy
Navoakan’ny Federasiona iraisam-pirenen’ny basikety (Fiba), tao amin’ny tranonkalam-pifandraisany, omaly, fa laharana voalohany amin’ny mpilalao basikety lalaovina olona 3 x 3 eto Madagasikara, Randriamampionona Elly sy Raherimanana Rondro Emeranchine (Chine). Samy mpilalaon’ny GNBC avokoa izy mianadahy ireo ary mandrafitra ny Ankoay de Madagascar. Lojika izany raha ny tarehimarika sy ny zava-bitan’ireto mpilalao […]
Karate 1 Serie A : Manana solontena roa ho any Chypre i Madagasikara
Hotanterahina any Chypre, ny 14 hatramin’ny 16 febroary izao, ny fifaninanana Karate 1, Serie A. Tsy ho diso anjara amin’izany i Madagasikara fa manana solontena roa vavy. I Ornella sy i Tsiky Mialy no hihazo an’i Larnaka, Chypre, hiatrika ity fifaninanana iraisam-pirenena ity. Ity no fifaninanana iraisam-pirenena faharoa ho an’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Tsy afaka ampidinina ny saran-dalana, na nihena aza ny vidin-tsolika, araka ny filazan’ny mpitatitra. Antony maro no tsy maintsy jerena, fa tsy ny solika ihany no masonkaren’ny mpitatitra, sady tsy afaka ovaovaina isam-bolana ny saran-dalana. Toy ny vidin’ny kojakojan’ny fiara, ny saran’ny fikarakarana, sns, izay midangana daholo, ankehitriny. Hatsangana ny […]
Kaominina Maromiandra : Miandrandra fampandrosoana ny mponina
Mivoatra hatrany ny dingana ataon’ny Base, nanomboka ny nanokafana azy ny novambra 2024, mandra-pahatonga ny fiandohan’ny taona 2026, hananganana ny fotodrafitrasa. Anjaran’ny kaominina Maromiandra, distrika Toliara II, indray no nampahafantarana izany, ny 21 janoary 2025 teo. Miandrandra fampandrosoana ny mponina, satria efa nisitraka tohana sosialy tamin’ny orinasa, toy ny fanadiovana […]




