Mois : janvier 2025

La Teinturerie taona 2025: Hosokafan’ny « Hypnagogie » ny ranty

Ho fanohizana ny hetsika kolontsaina fanaon’ny La Tein­turerie Ampasanimalo. Hanokafana ny taona 2025, ho an’ny fampirantiana, hotanterahina eny an-toerana ny «Hypnago­gie», manomboka ny 30 janoary ka hatramin’ny 21 febroary izao. Ho tazana mandritra io fotoana io ny fiarahan’ny saripika sy ny dihy «danse géometrique» iarahan’ireo mpanakanto manana traikefa amin’izany, toa […]

Miha maty hasina: Rakotry ny sandoka ny kolontsaina malagasy

Nosy anisan’ny manan-karena kolontsaina i Madagasikara. Karazany, endriny, fiatrehana sy fanatanterahana azy, sns, saika itoeran’ny fahasamihafana avokoa… Na tsy manontolo aza, misy ny mahafantatra ny momba ny kolontsaina malagasy. Ao ireo nahatahiry na nandova. Fa, tsy vitsy ireo misandoka. Mitombo isa haingana dia haingana ireo mitonona ho mpikabary, mpanandro, mpisikidy, […]

SOMBIM-BAOVAO

Misongadina tanteraka ao amin’ny ekipam-pirenena Kanada, Rafanomezantsoa Loris, teratany malagasy mizaka zom-pirenena Kanadianina milalao Hockey. Ao amin’ny Oniversiten’ny Trois Rivières Quebec izy no milalao sy manovo fianarana. Lavon’i Kanada 10 no ho 2 ny ekipa nasionalin’i Etazonia, ny afakomaly teo. Afaka fito andro sisa, hifarana indray ny volana janoary. Andrasana […]

Ligue des Champions : Nosahiranin’ny PSG ny toeran’ny Manchester City

Notontosaina, omaly, tao amin’ny kianja Parc de Prin­ces, Paris France, ny lalao nifanandrinan’ny Paris Saint Germain Fc (PSG) sy ny Man­chester City, ekipa anglisy. Lavon-dry zareo ekipa mpampiantrano tamin’ny isa 4 no ho 2, ny Citizens. Fihaona­na tafiditra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoro­pa, “Ligue des Champions (LDC) 2025”. Efa […]

Volley-ball-Raoelison H. : “Ilaina ny fanomanana ara-tsaina”

Ao anatin’ny fianarana ataony eny amin’ny ENS (Ecole Normale Supérieure), nanatanteraka ny fanohanan-kevitra nahazoana ny mari-pahaizana Master II, ny tale teknika na­sionalin’ny Volley ball, Raoelison Hasimbola Fanomezana. Manodidina ny « vokatry ny harerahan’ny mpilalao volley ball » no novoaboasany, nandritra izany. Nandrosoany ny soson-kevitra amin’ny fanomanana mila ataon’ny mpilalao iray. Nohamafisin’ny DTN […]