Homena sehatra ny taninketsa. Izay no tanjona amin’ny fikarakarana fifaninanana teatra an-tsekoly. Hivoizana ihany koa ireo lohahevitra mila fanentanana amin’izao fotoana izao, izany. 27 marsa, Andro maneran-tany ho an’ny teatra. Anisan’ireo firenena maro manamarika izany isan-taona i Madagasikara. Toy ny tamin’ny taon-dasa, mikarakara fifaninanana teatra iraisan’ireo sekoly ny minisiteran’ny kolontsaina […]
Mois : février 2025
FANTINA sy FINTINA
“Misitrika aho fa mamy ny miaina”, hoy ny ampahan’ny fananambaran’ny ben’ny Tanànan’Antsiranana, Djavojazara, omaly 11 febroary. Niparitaka tao amin’ny tambajotran-tserasera ny horonantsary maneho izany. Tsiahivina fa efa nametrahana PDS ny fitantanana ny kaominina Antsiranana I. Hametraka fitoriana ny eo anivon’ny minisitera misahana ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). […]
Loholona Ndremanjary Jean André : “Tsy mampandroso ny Tetezamita”
“Tsy mampandroso izany Tetezamita fiaraha-mitantana izany. Olona tsy mitovy programa ve no hiara-kitantana? Ny an’iza no tena hotanterahina? Aleo ny filoha Rajoelina Andry amin’ny nifidianan’ny olona azy hanao ny azy hatramin’ny farany”. Io ny fanehoan-kevitry ny loholona Ndremanjary Jean André, teny Anosy, omaly, ny amin’ny fitakian’ny mpanohitra sasany amin’izao. Efa […]
Sarotra atoro!
Raha misy zavatra mampikatso ity firenena ity angamba dia ny fizirizirian’ireo nomem-pahefana. Betsaka loatra ny sarotra atoro. Maro ny mihevi-tena fa rehefa manam-pahefana dia tampom-pahaizana. Toa tendritendrena fahatany ny mpanolotsaina, zarazaraina ny toerana. Fa tsy henoina sy mba raisina ny torohevitra. Mahavariana fa ny tsy mahay sy tsy mahafehy […]
Praiminisitra Ntsay Christian : “Mamaritra ny lalana handrosoana ny tantara”
Nanome voninahitra ny fahatsiarovana ny faha-50 taona nahalavo ny Kly Ratsimandrava Richard, omaly, teny Ambohijatovo Ambony, ny Praiminisitra Ntsay Christian. Nisy ny hafatra fohy nambarany tamin’izany. Nampitainy ny fiombonam-pon’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, amin’ny vahoaka malagasy amin’izao fotoana sarobidy izao. « Ny tantara tsy fanadino ary izany no mamaritra ny […]




