Mois : février 2025

TARATRY ny KANTO

Boky varoboba, ao amin’ny IFM Analakely. Hontotosaina rahampitso alakamisy ilay varotra amin’ny vidiny mirary ireo boky tontan’ny IFM. Manomboka amin’ ny 9 ora maraina izany, ka misy amin’ny kilao ary tsy ankifidy. Be mpiandry ity hetsika fanaon’ny IFM ity, satria ankoatra ny fandrisihana amin’ny vaky boky, fanavaozana ihany koa ireo […]

Fanabeazana ho olom-banona : Mila velarina ny « Takalo boky »

… Rehefa tafiditry ny teknolojia ny fampitan-kafatra, nihena tsikelikely ny fahazotoan’ny olona hamaky boky. Ankehitriny, manazava indray ny mpikaroka fa « tsy mbola misy mahasolo ny boky. Noho izany, mila haverina amin’ny laoniny ny fampiasana azy ireny any an-tsekoly… ». Raha ny isan’ny boky lafo eny amin’ ny trano fivarotam-boky no natao […]

Dihy malagasy : Manomboka saro-tadiavina ny fototra

Na fantatra izao aza ny anarany. Tsy mitovy tamin’ilay hita fahiny intsony ny amin’izao fotoana. Vanim-potoana roa tsy ela akory, kanefa, mitondra fiovana lehibe eo amin’ny tontolon’ny dihy malagasy. Tsy nahitana vehivavy mihodina, ohatra, ny dihy « afindrafindrao » tany amin’ny taona 1985. Ankehitriny, ahodin’ny lehilahy miankavanana ny vehivavy. Raha mametraka fihetsika […]

FANTINA sy FINTINA

Niantso ireo mpanolotsaina ny ben’ny Tanànan’Antananarivo, Ramanantsoa Harilala, mba hikatsaka ny tombontsoa iombonana amin’izao fivori­an’ny filankevitra monisipaly izao, ny alatsinainy teo, tetsy Analakely. Hotanterahina mandritra ity herinandro ity izany fivoriana izany. Tokony ho lohalaharana amin’ny ady amin’ny kolikoly ny fitsarana, araka ny nambaran’ny minisitra Rakotomandimby Benjamin Alexis tamin’ny fananganan-tsaina teny […]