Ankoatra ny fanodinana ny akora plastika, anisan’ny Toekarena mihodina ihany koa ny fanodinana ny akora voajanahary ho vokatra hafa vaovao. Toy ny fanodinana azy ireny ho entona (gazy) ho lasa angovo, na ho saribao ekolojika, handrahoan-tsakafo. Misy ny tetikasa TWENex, miompana amin’ny fikarohana sy ny fanavaozana mahakasika ny fanajana ny […]
Mois : février 2025
Ahodina ho lasa vokatra vaovao
Mitondra anjara biriky amin’ny fikajiana ny tontolo iainana amin’ny seha-pihariana maitso ny orinasa Andao Company. Misehatra amin’ny fanodinana ny fako plastika ho lasa fitaovana azo ampiasaina, sady miteraka asa ho an’ny fiarahamonina, indrindra ny tanora izy ireo. Anisan’ny vokatra azo avy amin’ny fanodinana ny fako plastika ataon’ity orinasa ity ny […]
Ranomasimbe Indianina: Drafitrasa ho an’ny Toekarena mihodina
Hapetraka ny paikady hampiroboroboana ny Toekarena mihodina. Voakasik’ izany ny firenena manamorona sy ireo Nosy aty amin’ny ranomasimbe Indianina. Fomba famokarana sy fanjifana hifampizarana sady hanodinana indray ny akora efa niasa ny atao hoe Toekarena mihodina. Tanjona ny hitazonana sy hampaharitra ny fisiany sady hampisy vidiny azy indray, ka hampihena […]
TARATRY ny KANTO
“Ny hoavin’ny famoaham-boky – Vina toa inona no azon’ny Malagasy mpanoratra nofinofisina amin’ny 2030?”. Io ny lohahevitry ny savaravina am-pamoloana, hotontosaina rahampitso, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Hanasana ireo mpanoratra sy mpisehatra rehetra eo amin’ny tontolon’ny boky izany. Mbola maro ny Malagasy tsy mahalala ny […]
FJKM – Tokantrano sy fitiavana : Ho an’ny rehetra ny « Vontom-pitia »
Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-6 ilay hetsika « Vontom-pitia » fanaon’ny komitin’ny fiainam-pianakaviana eo anivon’ny FJKM. Hanomboka ny 10 febroary ka hatramin’ny 16 febroary, isaky ny amin’ny 12 ora atoandro ka hatramin’ ny 2 ora tolakandro, hisy hatrany ny fandaharam-potoana hitondrana fampianarana sy fanampiana ho an’ny fiainan-tokantrano sy ny fiainam-pitiavana. […]




