Raha atao indray mijery, misy fifanoherana ny fahitana ny Malagasy manoloana ny tahiry ananany. Ao ireo saro-piaro fatratra. Tsy vitsy koa ireo manao tsinontsinona azy ireny. Fa ao koa ireo saro-piaro tapany. Ankoatra ireo potika na very na tsy fantatra, noho ny antony samihafa. Manana tahiry maro ny Malagasy. Miainga […]
Mois : février 2025
FANTINA sy FINTINA
Nanao antso avo amin’ny zanak’Ambohimanga, ny Jly Ravalomanana Richard. “Andao isika zanak’Ambohimanga Rova tsy hanaiky hatao fitaovana politika intsony…”, hoy izy. Nentaniny ny rehetra hifanome tanana amin’ny ben’ny Tanàna voafidy tao an-toerana mba hisian’ny fampandrosoana. Efa misokatra ao amin’ny tranokalan’ny masoivoho ny fangatahana fihaonana manokana amin’ny ambasadaoro any Etazonia, Rakotomalala […]
Praiminisitra Ntsay Christian : “Vola 150 miliara Ar no azo tamin’ny fanodinkodinana”
“Tao anatin’ny dimy taona, mahatratra 150 miliara Ar ny vola azon’ny fanjakana nampiasaina tamin’ny fampandrosoana ny firenena toy izay nampisaina fotsiny any amin’ny kolikoly, tandrevaka, fanodinkodinam-bolam-panjakana”. Io ny kabarin’ny Praiminisitra Ntsay Christian, tamin’ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ny Paikadim-pirenena iadiana amin’ny kolikoly (SNL CC) 2025-2030, teny Ivandry, omaly. Hita tao […]
Tsy efan’ny irery Aretin-dratsy sady mifindra mamotika fiarahamonina no manimba ny isam-batan’olona? Mbola misy sahy manohitra izany ve amin’izao fotoana izao? Fanontaniana kidaladala, saingy mahatonga saina. Tena izay toerana rehetra haleha, tsy miteny raha tsy vola! Manahirana be ilay izy fa na dia hanontany ora amin’ny famantaranora aza efa mila […]
Minisitry ny Raharaham-bahiny : “Aoka tsy hamboly korontana sy hampisara-bazana”
Naneho ny heviny sy nampita hafatra ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rafaravavitafika Rasata, omaly. Anisan’ny tena nitodihany ireo teratany malagasy milaravinahitra any ivelany. Tsy hadinony tamin’izany koa anefa ny nanafatrafatra ireo malagasy eto an-toerana. “Tokony hiara-kientana amin’ny asa fampandrosoana isika Malagasy rehetra, na aiza na aiza misy antsika. Aoka tsy hamboly […]




