Mois : février 2025

“AfroMada Music Awards 2025”: Hankasitrahana, ny mpanakanto afrikanina, aty Madagasikara

Raha ny fanamby aloha, tena ambony dia ambony. Mety ho hetsika hampiaka-daza ny mozika malagasy eo amin’ny tsena iraisam-pirenena mihitsy aza ny “AfroMada Music Awards 2025”. Maro ny lanonam-pankasitrahana mpanakanto noho ny sanganasany maneran-tany. Te hilahatra amin’ireny efa fanta-daza ireny ny “AfroMada Music Awards 2025”. Hetsika haka endrika “festival” ho […]

FANTINA sy FINTINA

Nivoaka ny fonja, afakomaly, i Manandafy Mahery Lanto, araka ny nambaran’ny vadiny, Rakoto Samuel Doris, tao amin’ny tambajotran-tserasera. Voalaza fa efa nanaraka fitsaboana teny amin’ny HJRA amam-bolana izy noho ny tsy fahasalamany. Tsiahivina fa voasazy roa taona am-ponja i “Malama” rehefa nanala baraka teratany vahiny iray. Nametrahana samboady ireo ben’ny […]

Praiminisitra Ntsay Christian : “Tanjona ny hisian’ny filaminana maharitra”

Tato ho ato, nafanafana ratsy ny tsy fandriampahalemana. Amin’izany, tanjon’ny fitondram-panjakana ny hisian’ny filaminana maharitra. Laharam-pahamehana ny fa­mongorana ny asan-jiolahy manohintohina ny fiainam-bahoaka. “Tanjona ny hisian’ny filaminana maharitra ho an’ny firenena manontolo”, hoy ny hafatry ny Praiminisitra Ntsay Christian, tamin’ny fivoriana niarahany tamin’ireo jeneraly vaovao 35 nahazo laharam-boninahitra taona 2024, […]

Mitaintaina!

Anisan’ny vaovao goavana hivoaka ato ho ato ny mahakasika ny fankatoavana na tsia ny kianja Barea, Mahamasina. Samy miandry anaty fitaintainana avokoa ny olom-pirenena rehetra sy ny mpankafy baolina kitra. Tsy mbola misy ny vaovao amin’ny fomba ofisialy nivoaka avy any amin’ny Kaonfederasiona afrikanina momba ny baolina kitra. Ny resabe […]

Minisitra Andriantsitohaina Naina: “Hamoraina ny fampiasam-bola amin’ny famokarana”

Nandray ny fikambanan’ny Indostria “Association de l’industrie malgache – AIM” ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, omaly, tetsy Anosy. Voaresaka ny fiaraha-miasan’izy ireo amin’ny minisitera. Anisan’ny fanambin’ny MFFT ny fampiroboroboana ny sehatry ny fambolena mitodika amin’ny indostria. Voaresaky ny roa tonta ny momba ny […]