Ry « Ikotofetsy sy Imahaka » efa navalon’ny taona ela. Efa hadinon’ny Malagasy ny fisiany. Tao anatin’ny 20 taona, nihena ny isan’ny mpanoratra angano. Rabenandrasana Lalao, Arikom’s Randria, Ny Eja… Ireny anarana ireny hatrany no heno, fa ny hafa? Anisan’ny sarotra ny fanoratana angano, satria, maro ireo tsy maintsy hajaina. Antony iray […]
Mois : février 2025
« Sehatry ny mpanoratra »: Hisy ny fihaonana amin’i Fanja Razah
Anisan’ireo mpanoratra mampamiratra ny teny malagasy izy. Hampahafantarina anatin’ny « Sehatry ny mpanoratra » i Fanja Razah sy ny sanganasany. Hisy ihany koa ny fihaonana mivantana aminy. «Manan-jo ny Teny no manan-tsata ihany koa, ka … andriano ho zary hasina hanasinan-Tanindrazana ny Tenindrazanao » Andalana notsongaina tamin’ilay tononkalo “Izay resy… mandro an’ava!”, […]
FANTINA sy FINTINA
Niarahaba ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, ny governemanta manontolo, tarihin’ny Praiminisitra, Ntsay Christian, amin’ny nahavoahosotra azy ho « Mpitarika politika afrikanina mendrika ho an’ny taona 2024 » izao. “Maro ireo vina sy fanambin’ny fampandrosoana napetrany amin’ny sehatra rehetra ho an’ny vahoaka”, hoy ny fanambarana. Hotanterahina, anio, ao amin’ny kaominina Mandrosoa, Mandrosohasina, distrikan’Andramasina, […]
Minisitry ny Fitsarana : “Ilaina ny fanovantsika toe-tsaina”
Notanterahina teny amin’ny fonjaben’ Antanimora, omaly, ny fananganan-tsaina eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana. Nitarika izany ny minisitra Rakotomandimby Benjamin Alexis. Nambarany tamin’ny lahateniny fa betsaka ny zavatra vita ka ilana fanohanana ireo manao ezaka, miaraka amin’ny fanampian’ny fitondram-panjakana sy ireo mpiara-miombon’antoka. Notsiahiviny koa fa efa niditra ny 23 febroary teo ireo […]
Amin-kitsim-po
Tomponandraikitra. Nahoraka tamin’ny tambajotran-tserasera ny fiakaran’ny ranobe etsy sy eroa, saika manerana ny lafivalon’ny Nosy. Maro ny fotodrafitrasa dibo-drano sy simba, niteraka resabe sy fanakianana ny fitondram-panjakana izany. Dokotera aorian’ny fahavoazana hatrany anefa Ramalagasy. Tompondakan’ny fifanomezan-tsiny sy ny fanilihana andraikitra. Raha misy ny voina, raha misy ny fahasimbana, mihazakazaka […]




