Mois : mai 2025
Akademia Miaramila Antsirabe : Naseho ambany faneva ny andiany manokana faha-27
Notanterahina omaly, tao amin’ny Akademia Miaramila (Acmil) Antsirabe, ny fanehoana ambany faneva ireo mpianatra ho manamboninahitra avy ao amin’ny andiany manokana faha-27 na 27°Péloton de Formation Militaire des Cadres Spécialistes (PFMCS). Nanome voninahitra izany ny minisitry ny Foloalindahy (MFA), ny Jly Sahivelo Lala Monja Delphin, niaraka tamin’ny lehiben’ny Etamazaoron’ireo Tafika, […]
VAOVAO TAMBATRA
Nirongatra sady niparitaka ny andiam-balala taorian’ny rotsakorana tany amin’ny faritra Anösy. Nandray andraikitra avy hatrany ny minisitera Minae sy ny Ivonterana miady amin’ny valala (IFVM) ary ny FAO, nanomboka ny marsa teo. Nahatratra 1 460 ha ny velaran-tany notondrahina tamin’ny alalan’ny angidimby ary 2 200 ha ady an-tanety tany Amboasary. Liana amin’ny […]
Fampiasana ny niomerika: Hanova ny fijery sy ny fahaiza-manaon’ny Malagasy
Hapetraka isaky ny renivohi-paritany ireo ivontoeran’ny haitao ara-kajy mirindra (Digital Center). Hampivelatra ny fahaiza-manao niomerika eto an-toerana sy ho fampandrosoana ny olom-pirenena izany. Ireo ny vinan’i Madagasikara momba ny niomerika ho an’ny rehetra nandritra ny hetsika « Global Empowerment Meeting (GEM 2025) », tany Harvard, ny alatsinainy sy talata teo. Novoaboasan’ny minisitry […]
Harena voajanahary : Hikajiana ny harinkarena faobe
Tsy afa-misaraka amin’ny toekarena ny harena voajanahary. Voaresaka nandritra ny fihaonamben’ny « Spring meetings » tany Washington, ny tetikasan’ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (Bad). Hampidirina ho anisan’ireo singa hikajiana ny harinkarena faobe ny harena voajanahary. Ho firenena mpitari-dalana amin’izany i Madagasikara sy Niger. Hitarika ny tetikasa kosa ny filoha lefitry ny […]




