Nanomboka ny 14 jona lasa teo ary hitohy hatramin’ny 19 jona izao ny fiadiana ny tompondakan’i Frantsa taranja lomano, tontosaina ao amin’ny dobo filomanosana Olympique Angelotti ao Montpellier. Toy ny efa fanao isan-taona, mandray anjara amin’ity fifaninanana ity ny Malagasy mpilomano milaravinahitra any Frantsa, Rakotondramanga Eliot. Efa niditra an-tsehatra teo […]
Mois : juin 2025
Rugby an’olona 7: Hidona voalohany amin’ ny Makis i Maurice
Lalao telo avy hatrany no miandry ny Makis de Madagascar eo amin’ny andro voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby, lalaovin’olona 7, sokajy lehilahy. Hisantarana izany ny fifandonana amin’i Maurice, mpampiantrano.. Hotanterahina atsy amin’ny Nosy Maurice, ny sabotsy 21 sy alahady 22 jona ho avy izao, ny fiadiana ny […]
INDRAY MIJERY
Nanome tohana ara-pitaovana, sokola, fampianarana maimaimpoana ho an’ny ankizy hanala CEPE ny mpiara-miasa eo anivon’ny fitaleavam-paritry ny Mponina sy firaisankina Vakinankaratra. Nisitraka izany ireo mpianatra miisa 110 tao amin’ny EPP Ambalavato sy Tsivatrinikamo. Nitarika ny fananganan-tsaina ho fanamarihana ny fiverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana […]
Fampianarana : Nisongadina ny zava-bita
Nanasongadina ny zava-bitan’ny fitondram-panjakana teo amin’ny sehatry ny fanabeazana ny minisitra nandritra ny fihaonana tamin’ny solombavambahoaka, ny faran’ny herinandro teo. Maro ny fampitaovana ireo tranon-tsekoly vao naorina manerana an’i Madagasikara. Maherin’ny 61 000 ireo dabilio notsinjaraina ho an’ny taona 2024 -2025. Novatsiana fitaovam-pianarana miisa 1 600 000 ireo mpianatra, niampy […]
Fanapoizinana ara-tsakafo : Miteraka tahotra eo amin’ny mpanjifa
Nampivarahontsana ny mpanara-baovao ny fahafatesana tanora maro vokatry ny fanapoizinana ara-tsakafo ny faran’ny herinandro teo. Teo ireo ray aman-dreny nandray fepetra avy hatrany tsy handefa ny zanany hiara-misakafo amina fanasana iarahana. Ireo nanomana fety aman-danonana nampitsahatra mihitsy ny fihaonana saika hanasana ny havana aman-tsakaiza satria tena voadona ny saina mieritreritra […]




