Naneho ny firaisankinany tamin’ny alalan’ny fomba fitafy sy ny maha izy azy isam-paritra ireo mpiasan’ny fitsarana, etsy Anosy ny herinandro teo. Fotoana koa io nanazavana ny fomba fiasan’izy ireo. Nambaran’ny filohan’ny fitsarana ambaratonga voalohany eto Antananarivo, Rasololalao Hortense tamin’izany fa tohin’ny hetsika ara-kolontsaina, nataon’izy ireo ny 2 jona lasa teo […]
Mois : juin 2025
Ambohidrapeto: telo lahy mpandroba taxi-moto tratra
Tratra teny Ambohidrapeto niaraka tamin’ny saron-tava sy moto fampiasany manao asa ratsy ny telo lahy mpandroba taxi-moto, afakomaly. Norebireben’ny telo lahy ny mpanao taxi moto iray ka nanaiky hitondra olona hihazo an’Ambohidrapeto. Mitetina 15 000 Ar no nifanarahan’izy ireo ho saran-dalana. Nanaraka tamin’ny moto hafa ireo roa lahy naman’ilay nentina […]
Mpanakanto Sofia Goma: maty tsy tra-drano nandritra ny lozam-pifamoivoizana
Nitrangana lozam-pifamoivoizana iray tao amin’ny fidinana Ambohinahasondrotra Ambohimena, kaominina Ambinanifango, distrikan’i Mandritsara, omaly alahady tamin’ny 12 ora sy sasany atoandro. Fiara «Tracteur» iray nitondra fitaovana fanamafisam-peo an’ny mpankanto Sofia Goma na Randriatovo Yves-son Olivier io niharam-boina io. Nivarina tany an-kady misy lalan-drano ary nivadibadika ilay fiara. Maty tsy tra-drano vokatry […]
Fête de la Musique: Arika fait son baptême de scène
Dans le cadre de la Fête de la Musique, le parking du Carrefour Ankorondrano a vibré au rythme d’une scène ouverte exceptionnelle samedi. Organisé par Mass’in en collaboration avec Moozik, une plateforme de streaming musical malgache, cet événement a mis sur le devant de la scène des artistes de tous […]
Fête de la Musique: la rue comme terrain d’expression artistique
La Fête de la Musique a été célébrée de manière exceptionnelle samedi dans la capitale, avec la grande parade musicale Mozikara de l’Alliance française d’Antananarivo, qui a captivé les passants et les passionnés de culture urbaine. Plus de 350 carnavaliers et une dizaine d’artistes, ont défilé, partant d’Andavamamba à Andohatapenaka, […]




