Mois : juillet 2025

Volley-CJSOI : Miray vondrona i Mayotte, i Maorisy ary i Madagasikara

Efa fantatra ny faran’ny he­rinandro teo, taorian’ny an­tsapaka, ny iray vondrona amin’i Madagasikara, mandritra ny fifaninanana CJSOI (Commission de la jeunesse et des sports de l’océan In­dien) hatao any Seychelles, ny 1 hatramin’ny 10 aogositra izao. Ny taranja iraisana no nanatanteraka izay antsapaka izay, omaly maraina. Ho an’ny taranja volley-ball, […]

SOMBIM-BAOVAO

Nahazo ny fankasitrahana « Fide Outstanding Contribution Award », avy amin’ny Federasionina iraisam-pirenen’ny taranja Echecs i Madagasikara. Vokatry ny fampiroboroboana sy fampivoarana ny taranja eto an-toerana sy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena no anton’izany fankasitrahana iraisam-pirenena ho an’ity taranja ity izany. Hotanterahina any Toamasina, ny 5 hatramin’ny 12 jolay izao, ny fiadiana […]

« Festival des sports » : Klioba 30 avy ao Vakinan­karatra nandray anjara

Notanterahina ny alahady 22 jona teo, tao amin’ny Kianja mitafo manara-penitra Vatofotsy, Antsirabe, ny andiany voalohany amin’ny “Festival des sports”. Nandray anjara tamin’izany ireo klioba 30 avy amin’ny taranjam-panatanjahantena samihafa, ao anatin’ny ligim-paritra Vakinankaratra. Nana­trika izany tany an-toerana, ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, i Abdoulah Marson Moustapha. “Natao […]

Savorovoro Mama FC – Elgeco Plus : Mandiso ny vaovao miely anaty tambajotra ny filohan’ny FMF

Miparitaka ao anaty tambajotran-tserasera ny lahatsoratra an-gazetin’ny Sport News Africa, omaly, fa naneho fihetsika tsy mendrika ny lehiben’ny kitra malagasy. Etsy ankilany, manazava ny loharanom-baovao iray fa tsy marina io filazana io. “Iza no diso ?”. Namoaka vaovao momba ilay sa­vorovoro nisy tamin’ny fihaonan’ny Mama FC sy ny Elgeco Plus, […]

Toekarena iraisam-pirenena: Maivana ny entana avy aty Afrika

Madagasikara, ao anatin’ny toekarena mihodina amin’ny alalan’ny fanafarana sy fanondranana, saingy hita fa mati­an­toka noho ny fa­na­farana be loatra (1 219 dolara tamin’ny 2024). Fatiantoka na­nomboka ny taona 2005, mitohy hatramin’izao sady mi­tom­bo ihany. Ny hoe fanafarana entana, tsy azo afangaro amin’ny vo­katra misy. Mandalo amin’ny sampandrahara manokana ny fanafarana […]