Notokanana omaly ny fotodrafitrasa. “Vita ny fanavaozana ny foibe famantarana ny toetry ny andro izay tsy lavorary loatra teo aloha ka tsy nahitana fahombiazana amin’ny lafiny maro”, hoy ny minisitry ny Fitanterana sy ny famantarana ny toetry ny andro, Ramonjavelo Valéry. Tsy ampy koa, raha ny nambarany, ny fampitaovana nahafahana […]
Mois : juillet 2025
BEPC 2025 : Nilamina ny foibem-panadinana
Miisa 1 566 ny mpiadina ao amin’ny foibem-panadinana CEG Antanimena, izay mitsinjara ao amin’ny CEG Antanimena, EPP Antanimena ary ny SFX Antanimena. 12 hatramin’ny 27 taona eo ny salan-taonan’izy ireo. Nahatratra 19 ireo tsy tonga niadina, izay marihina fa vitsy raha mitaha ny tamin’ny taon-dasa. Afaka nalamina tsara ny mpiadina […]
Mandritra ny adina BEPC : Entanina ny ray aman-dreny tsy hividy laza adina
Haharitra hefarana ny fanadinana BEPC, hifarana ny alakamisy, ho an’ireo hiatrika ny taranja tenim-pirenena vahiny. Mahatratra 299 312 ny mpiadina manerana ny Nosy. Teny amin’ny CEG Tanjombato no notsidihin’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Sahondrarimalala Marie Michelle, sy ny ekipany nandritra ny fisantarana ny fanadinana BEPC, omaly maraina. “Misy lamina sy paikady ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Mifindra ao amin’ny Terminal international (TA) taloha, ao amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, manomboka ny 2 jolay, ny sidina anatiny rehetra. Voakasik’izany ny sidina MD 313 avy any Antsiranana andrasana ho avy ny andron’io. Hisy ny lamina apetraka eny an-toerana hanamorana ny fivezivezena ao anatin’ny Terminal. Manodidina ny 550 ka hatramin’ny 600 […]
Toekarena manga: 640 000t isan-taona ny fako plastika anaty ranomasina
Fatiantoka ho an’ny firenena iray ny fako plastika miparitaka an-dranomasina. Mamono ny hazandrano izany sady manimba ny rohivoahary no mbola mamotika ny fiharian’ny mponina. Izany indrindra no antony hanatanterahana ny fivorian’ny « Glolitter Partneships », andiany faharoa, eto amintsika mandritra ny dimy andro, etsy Ankorondrano. Lohahevitry ny atrikasa «ny hampihenana sy hanafoanana […]




