Nanamafy ny fisafoana ny trano fonenana sy ny fanatsarana ny fitaovana fiarovana eny amin’ny faritry ny Oniversite Ankatso ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Nanentana ihany koa ny mpianatra sy ny tomponandraikitra amin’ny fahasahiana mitoroka ireo olon-dratsy ho fitandroana ny filaminana izy ireo. Maro ireo fampirantiana natao nadritra […]
Mois : juillet 2025
Foarabe Fampivoarana: Hampisehoana ny fahaiza-manaon’ny varotra
Manomana ny andiany faharoa amin’ny Foarabe fampivoarana ny fiangonana advantista eto Antananarivo afovoany, ny 30 jolay hatramin’ny 3 aogositra izao, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Fampivoarana ny fari-piainan’ny samy kristianina manana asa aman-draharaha amin’ny sehatra samihafa no tanjon’ny hetsika, hoy ny filohan’ny fiangonana advantista eto Antananarivo, pasitora Andriamparatiana Fanera, omaly, […]
Sektoraly logistika : Nanao atrikasa fanamafisana traikefa
Notanterahina tamin’ity herinandro ity, nandritra ny telo andro, teny Andakana, ny atrikasa fanamafisana fahaiza-manao sy fandrindrana ny vondrona sektoraly logistika eo amin’ny lafiny maha olombelona, iarahan’ny BNGRC sy ireo mpiara-miombon’antoka. Natao, nandritra izany, ny jery todika avy amin’ny asa fanampiana teo aloha. Eo ihany koa ny fanombanana sy ny fanatsarana […]
Paikady hiadiana amin’ny fiovan’ny toetr’andro: Hakan-kevitra ny tanora isam-paritra, entanina hametraka tetikasa
Paikadim-pirenena mandritra ny dimy taona hoavy izy io, hamaritana ny asa mifandraika amin’ny sehatra voakasiky ny ady amin’ny fiovan’ny toetr’andro Nandritra ny fandrafetana ny paikadim-pirenena iadiana amin’ny fiovan’ny toetr’andro ho an’i Madagasikara voalohany sy faharoa (CDN 1 sy 2), ny tekinisianina teo anivon’ny minisitera voakasika sy ny manam-pahaizana avy amin’ny […]
Tsy kilalao ny fahasalamam-bahoaka: Sarotiny amin’ny asany ny Holafitr’ireo misehatra amin’izany
Asa saro-pady ny fikarakarana ny fahasalamam-bahoaka. Tsy ekena ny tandrevaka sy ny karazana fisolokiana amin’ny fanatanterahana izany asa izany. Sarotiny amin’ny asany ireo holafitra isan-tsokajiny ary manao tsindrim-peo amin’ireo tsy nianatra momba izany sehatra izany akory kanefa manao ilay asa. Mitondra fanazavana ny Holafitry ny infirmiera, Holafitry ny mpitsabo nify, […]




