« Revirevy mody masoandro », eny amin’ny CCI Ivato. Rahampitso alahady ilay andiany faharoa amin’ity hetsika ity. Fampisehoana hamerenana ny revy mihodidina afon-dasy, iarahana amin’ny tarika Mahaleo sy ireo taranaka, Revy Lôlô sy ny tariny hoentin’i Benny, Bebey ary i Nini Kolibera ary ny vao mitenin’i Samoela. Samy hanana ora […]
Mois : juillet 2025
Sehatra « ambony » : Tsy tokony hijanona eo amin’ny laza fotsiny
Mikaroka ny mpikaroka fa ny sehatra hanatanterahina ilay fikarohana no mety ho samihafa. Nanjary efa fahazarana ny manasokajy azy ireny. Na misy tsara sy mahasoa ary misongadina aza ny vokatry ny fikarohana hitan’ny tantsaha. Niainany sy nampiasainy aman-jato taona. Na, ireo vao hitany taty aoriana, toa tsy manan-danja izy ireny […]
Manakara : Tafaraka ny samy Tanora Masina
« Tsy mbola nisy tao anatin’ny 34 taona nijoroanay… ». Sambany no hanatanteraka fampisehoana lehibe ao Manakara ny Tanora Masina Itaosy. Seho hotanterahina ny alahady 10 aogositra izao, manomboka amin’ny 4 ora tolakandro, ao amin’ny FLM Mangarivotra Manakara. Anisan’ny mampiavaka ity fampisehoana ity ny fiarahana sy fifankahitana eo amin’ny Tanora […]
« Manala Azy vita bacc » : Fotoana tsy dinganina ho an’ny mpankafy
Mety mihena ny isan’ny avy nanala fanadinana. Mitombo kosa ny mpankafy ny « manala azy », sy ny vazon’ny Olombelo Ricky. Fotoam-bita. Zary kolontsaina mihitsy ny « Manala azy vita bacc » an’ ny Olombelo Ricky. Tontosa halina ny andiany faha-34 tamin’ny hetsika, ary dia namaly hatrany ireo mpankafy. Marina […]
FANTINA sy FINTINA
Nambaran’ny depiote voafidy tao Antananarivo V, tamin’ny anaran’ny Irmar, Raholdina Naivo, fa tokony hifarana amin’izay ny fanararaotam-paty ataon’ny mpanao politika sasany sy ireo mpamendrofendro ary ireo mpanely vaovao tsy marina momba ny “Raharaha Ambohimalaza”. Malalaka ny fanehoan-kevitra, saingy ny marina no tokony holazaina. Tsy tokony hisy mpitondra na iray aza […]




