Hanomboka anio, any Abuja Nizeria, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Karate, sokajy Junior, Cadet ary Senior. Naneho ny fahavononany ny solontena malagasy ary efa vita omaly ny filanjana sy ny antsapaka, ka hiditra avy hatrany amin’ny fifaninanana izy ireo ho amin’ny anio. Vita omaly ihany koa ny fiofanana ho […]
Mois : juillet 2025
Barea Chan: Tsy mbola nivoaka ny lisitra
Misy afenina ve sa paikady indray? Tsy mbola nivoaka omaly indray ny lisitry ny Barea A’, izay hiatrika ny “Chan 2024”, hotontosaina any Tanzanie, Kenya ary Ouganda, ny 2-30 aogositra ho avy izao. Hatramin’ny omaly alina izay nanoratanay, tsy mbola nivoaka tao anatin’ny pejin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF) indray […]
Tenisy – Amboara Davis : Nandresy an’i Seychelles ny Akomba de Madagascar
Manohy ny diany hatrany ny Akomba de Madagascar, eo amin’ny fiadiana ny Amboara Davis, taranja tenisy ho an’ny sokajy fahadimy. Nahazo fandresena indray i Madagasikara nanoloana an’i Seychelles. Hidona amin’i Cameroun ry zalahy amin’ny andro fahatelo. Mitohy ny fahombiazan’ ny ekipam-pirenena malagasy, taranja tenisy, na ny Akomba eo amin’ ny […]
FANTINA sy FINTINA
Hanomboka anio ny fidinan’ny fitondram-panjakana any amin’ny faritra Ambatosoa. Hotanterahina any an-toerana ny filankevitry ny minisitra. Hitohy amin’ny fitokanana fotodrafitrasa izany. Anisan’izany ny “Parc solaire”, kianja, hopitaly manara-penitra, tsena. Eo koa ny asa sosialy hanohanana ireo marefo ary arahana fampisehoan’ireo artista malaza. Miantso fitoniana ny mpitondra tenin’ny governemanta, amin’izao handraisana […]
Filohan’ny OJM : “Tsy sakanana hikaroka loharanom-baovao ny mpanao gazety”
“Voalazan’ny And. 7 sy 60 amin’ny lalàna 2020-006 mifehy ny serasera amin’ny haino vaky jery fa tsy sakanana na rarana hikaroka loharanom-baovao ny mpanao gazety”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM), Rasoloarisoa Monica Harimbola, teny Anosy, omaly, manoloana ny fitarainana mpanao gazety tsy mahazo loharanom-baovao amin’ny “Raharaha […]




