Mois : août 2025

Raha hidirana lalina: Misy banga lehibe ny kolontsaina malagasy

Firenena anisan’ny manana kolontsaina maro sy miavaka ny Malagasy. Lehibe rahateo ny velaran-tany. Maro manaraka izay ihany koa ny endrik’ireo kolontsaina ao anatiny. Manomboka miha maivana tsikelikely anefa izany… Kolontsaina endrika ive­lany. Kolontsaina poakaty. Kolontsaina very fototra… Endrika maneho fahabangana na tsy faham­piana tahaka izany no hita rehefa miditra lalindalina […]

Ampanjaka Toera: Fitaratra amin’ny fitarihana sy ny tena fitiavan-tanindrazana

Nanamarika tantara ary mbola manamafy izany amin’izao fotoana izao. Mitoetra ho fakan-tahaka ho an’ny rehetra, indrindra ny mpitarika sy mpitondra ny Ampanjaka Toera. Tsy fandresena ara-diplaomatika sy ara-politika fotsiny, fa famerenan-kasina sy ny voninahitra voaroba ny fampodiana ny kabesony. Tsy nitanondrika hatramin’ ny farany. Notanan’ny Am­panjaka Toera hatramin’ny fotoana farany […]

SOMBIM-BAOVAO

Nanomboka omaly, haharitra hatramin’ny 30 aogositra izao, ao Toliara, ny fifaninanana “Tournoi du Capricorne”, taranja judo. Fifaninanana anisan’ny goavana ho an’ity taranja ity, mialoha ny hiatrehana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, amin’ny volana desambra izao. Hiditra amin’ny dingana ampahefa-dalana, anio, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, sokajy latsaky ny […]

« JJB Attila » : Mametraka ny anarany amin’ny sokajy ankizy

Nandray anjara voalohany tamin’ny fifaninanana ho an’ny ankizy, “Kids BJJ Games”, ny klioban’ny JJB Attila, ny herinandro lasa teo. Fandraisana anjara voalohany kanefa nahitam-bokany. Medaly volafotsy 3 no azon’izy ireo nandritra ity fifaninanana ity, tamin’ny alalan’i Océane (zazavavy 15 taona), i Misandratra (zazalahy 14 taona) ary i Misanda (zazalahy 12 […]