Mois : août 2025

TARATRY ny KANTO

«Cabaret Soatoavina Malagasy», iarahana amin’i Mbola Talenta sy Ralanto. Anio manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina, eny amin’ny Restaurant Chez Babà Isoraka. Mazava loatra fa hanjaka ny tendry gitara gasigasy sy ny vokatry ny tany mandritra ny fiarahana. Hihodidina ireo hiran’ny omaly, mandalo ireo sanganasan’izy mirahalahy, ka hatrany amin’ny […]

Seho ankalamanjana: Tanterahina anio ny « Jazz quartier »

Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny «Jazz@ To­h­a­tohabato». Tanterahina anio, ny «Jazz Quartier». Hitety toerana maro eto an-dRenivohitra ny mpikambana ao amin’ny Jazz Club CGM/GZ, hanatanteraka se­ho. Hiala eo amin’ny Araben’ ny Fahaleovantena Analakely, amin’ny 1 ora tolakandro. Hiakatra ny tonelina Ambani­dia ka handalo an’Antsahabe. Tonga eo Ambanidia. Hihazo an’i Mandroseza. Ho […]

Mandalo an-tanindrazana : Hihaona indray amin’ireo mpankafy azy i Njila

Njila, Poopy ary Mahery. Fiarahana nety ka hotohizana, araka ny fangatahan’ny mpankafy. Efa tonga hiatrika izany i Njila. «Revy Njila zato isan-jato». Mahalaza be ny lohatenin’ny fampisehoana, izay hotontosaina ny 31 aogositra izao, ao Antsahamanitra, izany. Niga­dona omaly, eto an-tanindrazana, i Njila hanomana io fotoana nomeny ny mpankafy azy io. […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny sabotsy 16 sy ny alahady 17 aogositra ho avy izao, ny «Tournoi», ho an’ny rugby lalaovin’olona 7, lahy sy vavy. Fifaninanana karakarain’ny Malagasy Rugby. Tanjona amin’ity fihaonana ity ny fampivelarana sy fampandrosoana ity taranja ity, izay hita fa voafehin’ny Malagasy. Mitohy hatrany ny […]