Fomba iray entina mampandroso ny firenena malagasy ny fanomezan-danja ny sehatry ny famokarana. Nanambara ny depiote Rajerison Antoine fa tokony hiezaka ny mpitondra hamerina izany fa tsy hanafatra entana lava any ivelany. “Mila hiverenana ny famokarana raha mieritreritra ny hampandroso an’i Madagasikara sy ny vahoaka malagasy ao anatiny”, hoy ny […]
Mois : août 2025
TARATRY ny KANTO
Rahampitso amin’ny 2 ora tolakandro, etsy amin’ny Tranompokonolona Analakely. Hisantatra ny seho ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny Jazz@Tohatohabato ny « Jazz Kids ». Ireo ankizy efa ao anatiny sy ireo maniry ny hiditra ao amin’ny tontolon’ny jazz no hiaka-tsehatra eny an-toerana. Hanana endrika fifanakalozana ity seho ity, satria, samihafa ny toerana na foibe na […]
Stéphanie : Hiverina hiaraka amin’ny vokatra vaovao
Elaela tsy hita sy re i Stéphanie… Fa mbola ao anatin’ny lazany kosa izy, raha notarafina tamin’ny fiakarany an-tsehatra nandritra ny fampisehoana izay nanasan’i Poopy azy, ny alahady teo, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. « Safidy mihitsy ny niato kely nandritra ny fotoana elaela, sady naka aina no naka bahana, izay […]
Lalao “Tekken 8” : Tafiditra ho anisan’ny mpiady i Miary Zo, Malagasy
Marina fa tsy tena izy, saingy izao vao hisy mpiady afrikanina, indrindra fa hoe Malagasy, amin’ny lalao “Tekken”. Hafaliana ny an’ny mpankafy rehetra raha nahalala fa tafiditra i Miaro Zo, izay efa malaza sahady. Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy “jeux videos”! Sambany teo amin’ny tantara, indrindra anatin’ny “Tekken” no misy […]
FANTINA sy FINTINA
Miantso fifampiresahana eo amin’ny filohan’ ny Antenimierandoholona sy ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM) ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Mara Volamiranty Donna. “Afaka mifampiresaka hatrany ny ray aman-dreny sy zanaka. Tokony hifanohana hatrany ny filohan’ny Andrimpanjakana sy ny mpanao gazety”, hoy izy. Nahazo fanomezana avy amin’ny Repoblikan’i Sina […]




