Mois : août 2025

SOMBIM-BAOVAO

Nahemotra ho amin’ny fotoana tsy mbola fantatra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja kick boxing, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny federasionina. Fifaninanana nokasaina hatao anio, eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, saingy tsy tanteraka. Hatao anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny « Match de gala” tafiditra anatin’ny hetsika “Fête du Basket […]

Atletisma : Atleta 3 hanafika atsy La Réunion

Nanainga omaly, hihazo an’i La Réunion, hiatrika ny «Foulée du sentier littoral» mirefy 15 km hatao ao Ste Suzanne, ireo atleta 3 mianadahy. Nahitana an’i Navokoharilala (Vakinankaratra) sy Rafenomanga Juanhson (3FB) ary Edouard (Garage Radom) izany. Hitarika ny delegasiona malagasy sady mpanazatra Rafenomanga Johson. Fihaonana hotanterahina rahampitso alahady. Fanasana avy […]

“CHAN 2025” – Barea (4) – (3) Kenya : Tafita amin’ny manasa-dalana ny Barean’i Madagasikara

Hafaliambe ny an’ny vahoaka malagasy, halina. Tafakatra amin’ny lalao manasa-dalana amin’ny Chan 2025, ny Barean’i Madagasikara. Resiny tamin’ny fandakana tirs au but, 4 no ho 3, ny Harambee Stars Kenya. Nametraka ny dian-tanany fanindroany eto Afrika indray ny Barean’i Madagasikara. Noporofoin’ny Barean’i Madagasikara fa tsy kisendrasendra ny vo­ka­tra azony tany […]

INDRAY MIJERY

Anisan’ny tetikasa novolavolain’ny mpianatra L3 ao amin’ny mention éléctronique eny anivon’ny Sekoly ambony politeknika Vontovorona ny fianarana mamily fiarakodia ivelan’ny fiara. Ahitana ireo fitaovana rehetra ilaina izay hifehezana ny familiana ny prototype vitan’ny mpianatra dimy mianadahy ary naranty tao anatin’ny hetsika «Hairanty éléctronique» teny Soa­rano. Ankizy 90 zanak’ireo reny mananotena […]

Laboratoire Leader: Hanampiana ny rehetra misehatra amin’ny tontolon’ny fikarohana

Notokanana afakomaly ny Laboratoire de recherche : Leader (Laboratoire d’études appliquées pour le développement et de la recherche) eo anivon’ny sekoly ambony ESDES. Dingana irosoana amin’ny fenitra iraisam-pirenena izy io. “Ahafahan’ny mpi­anatra, mpampianatra mpikaroka na ireo rehetra misehatra eo amin’ny asa fikarohana hanaovana ranty iraisam-pirenena izy io”, hoy Manjaka Rakoto […]