Mois : août 2025

Mpirakidraharaha fitsarana: Hosorohana ny fitokonana matetika

Resy lahatra ka hanolotra volavolan-dalàna ireo eo anivon’ny sendikan’ny mpirakidraharaha fitsarana. Anton’izany ireo hetsika na grevy ataon’izy ireo manoloana ny momba azy ireo. “Misy ny fitokonana matetika. Fototr’ izay ny fitakiana ny sata manokana mifehy ny mpirakidraharaha. Izay no nahatonga ny fitokonana nisesisesy, nanomboka tamin’ny taona 2011. Tamin’ny 2022 no […]

TSELATRA

Ankizilahy 12 taona hita faty efa tsy nisy loha intsony tany Betroka, tokony ho 20 metatra andrefan’ny RN13, omaly. Tsy misy mahafantatra ity maty ity hatra­min’izao ary mikarakara ny razana hatreto ny fokonolona any an-toerana. Efa misokatra ny fanadihadiana momba io raharaha io. Vehivavy iray hita faty teo amin’ny lalana […]

Efa-dahy nanafika : Ramatoa voa mafy teo amin’ny lohany

Vaky loha ny renim-pianakaviana niharan’ny asan-jiolahy tao Ambolomadinika 21/14, kaominina Toamasina, afako­maly. Nidiran’ny olon-dratsy miisa efatra tao amin’ny trano fonenan’io ramatoa io. Tsy nisy alaharo, nidaroka sy namono ilay tompon-trano avy hatrany ireo mpanao ratsy. Nangonin’ izy ireo ny fitaovana sy zava-tsarobidy tao amin’io tokantrano lasibatra io. Araka ny loharanom-baovao, […]

Nisy nanindrona antsy : Vehivavy iray hita faty tetsy Ankadimbahoaka

Renim-pianakaviana iray, 36 taona, hita faty tetsy amin’ny Lalamby manakaiky ny fiantsonan’ny taxi-be Anka­dimbahoaka, omaly maraina tamin’ny 7 ora. Novonoina tamin’ny fomba feno habibiana teo am-panatanterahana ny asany izy. Niboridana ny razana ary nahitana tsindrona an­tsy maromaro tamin’ny vatany, raha ny zava-nisy teny an-toerana. Voatsindrona ny teo amin’ny tendany, ny […]