Fiarovantena! Hifanandrina amin’i Zambie, tompondaka farany, anio, any Zimbabwe, ny Barea, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika, taranja baolina kitra (Cosafa U17). Tsy maintsy hitady fandresena ny Barean’i Madagasikara Hotanterahina anio ny andro fahatelo amin’ny fifanintsanana isam-bondrona eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka ho an’ireo […]
Mois : septembre 2025
INDRAY MIJERY
Hisy fikorontanana ny habaka ato anatin’ny telo andro manaraka raha ny vinan’ny mpamantatra ny toetry ny andro. Hisy orana tandrifindrahona amin’ny ilany andrefana sy atsimon’ny Nosy. Hisy fiakarana ny maripana ambony rahampitso, saika manerana ny Nosy. Efa misy ireo voasambotra tamin’ireo mpisoloky ho avy amin’ny Fid. Mpisoloky ireo manao fitakiana […]
Psychologie sociale et interculturelle L3 : Hirosoana amin’ny fahaiza-miatrika ny “Fun Day”
Nisafidy ny tetikasa “Fun Day”, maneho ny lohahevitra “Ny fahaketrahana mizotra mankany amin’ny fahafahana mifehy ny olana ary miatrika aorian’ny sedra na donam-piainana”, ny mpianatra L3 ao amin’ny sampam-pampianarana Psychologie sociale et interculturelle anivon’ny Oniversiten’Antananarivo. Andro ahafahana miala voly, maka traikefa ary mahita zava-baovao izany. Natokana ho an’ny mpianatra eny […]
Foibe Manjarisoa 67Ha: Nizarana fitaovam-pianarana ny ankizy
Ho fitsinjovana ireo ankizy beazina ao amin’ny Foibe Manjarisoa 67 Ha, nitondra kojakoja fitaovam-pianarana ho azy ireo ny Fondation Axian, omaly. “Hanamorana ny fidiran’izy ireo an-tsekoly no tanjona”, hoy ny tomponandraikitry ny Fondation, Razakamanantsoa Jessica. Mpianatra an’arivony eto Antananarivo no hanatanterahana ny hetsika ary tena jerena ireo sahirana sy mila […]
Caravane médicale : Hisitraka fitsaboana ny ao Vakinankaratra sy Menabe
Ny vatana salama sy matanjaka no fototry ny saina milamina. Izany indrindra no anaovan’ny fanjakana ezaka amin’ny fitsaboana mitety vohitra amin’ny alalan’ny Caravane médicale “Sarobidy ny aiko”. Niainga omaly, tetsy Iavoloha, ny Caravane médicale « Sarobidy ny aiko » andiany faha-33, hitondra fitsaboana mitety tanàna, izay notronin’ny vadin’ny filoham-pirenena, Rajoelina […]




