Mois : septembre 2025

Tsena iraisam-pirenena: Tsy mitsaha-midina ny vidin- tsolika

Nidina ho 68 dolara ny vidin’ny iray ba­rila (1 barila= 159 litatra) eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Mihena ma­naraka io ihany koa ny vidiny eto an-toerana. Araka ny efa fantatra, miova isam-bolana ny vidin-tsolika eto amintsika, manaraka ny vidiny eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Araka ny fifanarahana amin’ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI), tsy […]

TARATRY ny KANTO

Velakevitra am-pamoloana, rahampitso alarobia 3 septambra, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, ao amin’ny Efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy. « Ny simian’ny fitiavana », hovelabelarin’i Hobiana An­dria­nimerina sy ny « Herin’ny teny eo amin’ny fitiavana », hoentin’i Mi Ramanitra. Samy mpanoratra ireto hampianoka ny hakanton’ny literatiora eo amin’ny fitiavana ireto. Nizara ny traikefany i Lova […]

« Festival Tsôlabe » : Nanandratana ny kolontsaina ao Sainte-Marie

Tratra ihany ny tanjona, na dia tsy tomombana tanteraka aza. Niverina amin’ny lazany ny « Festival Tsôlabe », tontosa ny faran’ny herinandro teo, tao Sainte Marie. «Fety Be ». Izay ny dikan’ny « Tsô­la­be », any amin-dry zareo antanosy, ao Sainte Marie, na Nosy Boraha. Avy amin’izay no nakana ny anaran’ity hetsika ara-kolontsaina sy ara-toekarena […]

FANTINA sy FINTINA

Niantso ny mpitondra hiala amin’ny fitiavan-tena sy ny fitiavan-karena ny hafatry ny eveka tany Morondava, ny alahady teo. « Ampiasaina hoentina mitia sy manompo ny mpiara-belona ny fahefana fa tsy ho amin’ny fitiavan-tena », hoy izy ireo. Tsiahivina fa naharitra telo andro ny hetsiky ny vovonan’ny olon-dehibe, eo anivon’ny Ekar. Hiompana eo […]