Mois : octobre 2025

Baolina kitra: Mifanenjana ny K2HB sy ny mpanohana ny federasionina

Misavorovoro sy misamboaravoara amin’izao fotoana izao ny tontolon’ny baolina kitra. Mihenjan-droa ny tady eo amin’ny federasionina sy ireo mpilalao fahiny ary ireo mpitantana mivondrona ao anatin’ny komity hanarina ny hasin’ny baolina kitra malagasy (K2HB). Ity farany, izay mitaky ny fametraham-pialana faobe ho an’ny FMF. Tsy miafina amin’ny rehetra intsony fa […]

TARATRY ny KANTO

Manana ny maha izy azy ny raokandro. Hatra­min’izao, anefa, tsy mbola mahazo vahana loatra ao amin’ny fiarahamonina malagasy izy io. Anisan’ny an­tony nahatonga izany ny fanabeazana. Mbola maro amin’ireo heverina ho raiamandreny no tsy mbola manaiky ny fampiasana azy ity. Mety noho ny fitaizana azon-dry zareo. Mety ho tontolon’ny finoana […]

Kalon’ny fahiny sy hiran’ny omaly : Hamaly ny hetahetan’ny mpitia kanto i Salomon

Ny 27 septambra no tokony ho nanatontosana ny seho. Noho ny zava-nisy teto amin’ ny firenena, nahemotra amin’ ny 25 oktobra, amin’ny 10 ora maraina ao amin’ny Restau­rant Ny Railovy Andohan’Ana­lakely ilay fihaonan’i Salomon amin’ny mpitia zavakanto. Hihira ireo hira nahafan­tarana azy i Salomon. Hana­koako sy hitondra tamberina sy tsiahy, […]

Fiovana : Mila mandroso ny kolontsaina

Na samy manana izay hamaritany ny « fandrosoana » aza. Tokony hiraisana kosa ny fiovan-toerana. Misy ny toerana na faritra niaingana. Mandalo vanim-potoana izany ka tokony ho tonga eo amin’ny dingana iray. Tenenina etsy sy eroa, ankehitriny, ny « fiovana ». Mila manaraka izany ihany koa ny tontolon’ny kolontsaina. Tsy ampy intsony ny mitazana […]

« Miss Tourism International » 2025: Tafiditra « Top 20 » i Hendry Tsiky

Iray amin’ireo fifaninanana iraisam-pirenena lehibe eo amin’ny tontolon’ny fizahantany sy kolontsaina ny « Miss Tourism International ». Nanana an’i Hendry Tsiky nisolo tena azy i Madagasikara tamin’ity taona 2025 ity. Ny sabotsy 18 oktobra teo, tany Malezia no na­natontosana ny fa­ma­ranana teo amin’ilay fifa­ni­na­nana iraisam-pirenena « Miss Tourism International » taona 2025. Raha ny […]