Mois : octobre 2025

Tetikasa fampandrosoana : Tanora 10 nahazo famatsiam-bola

Araka ny vaovao hita tao amin’ny pejin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena (MJS), omaly, nivaly ny fangatahana nataon’ireo tanora mpitondra tetikasa fampandrosoana tamin’ny Fandaharanasa fampiroboroboana ny Fandra­harahan’ny Tanora (PPEJ). Miisa folo mianadahy izy ireo, efatra vehivavy ary lehilahy ny enina, nahazo izany fanohanana ara-bola izany. Famatsiam-bola mitentina 29 180 euros […]

Orinasa QMM: Hita maso ny tetikasam- pampandrosoana any Taolagnaro

Manana vina hitantanana maharitra ny harena ambanin’ny tany ny orinasa QMM any Taolagnaro. Ao anatiny ny lafiny angovo, ny famatsiana rano fisotro, ny seranan’i Eho­ala, ny asa sosialy, sns. Ankoatra ny angovo ilainy amin’ny asam-pihariana ataony, mamatsy herinaratra ny Jirama ao Tao­lagnaro ihany koa ny orinasa QMM, amin’ny alalan’ny toby […]

TSELATRA

Zazalahy telo taona namoy ny ainy rehefa latsaka tao anatin’ny dobo, teny amin’ny kaominina Tanjombato, afakomaly, tamin’ny 3 ora tolakandro. Lavaka biriky niandronan’ny rano io lasa dobo io ka nahafaty ilay zaza. Ankizy roa lahy hamonjy fianarana any amin’ny CEG Ambolotara, distrikan’i Fandriana, hifampitadiavan’ny fianakaviany, nanomboka omaly. Hitan’ny olona teny […]

Hafanana sy fifampikasohan’ny herinaratra: Tokantrano 15 isa traboina vokatry ny haintrano

Nitrangana haintrano tao amin’ny kartie Antaninarenina, Fort-Dauphin, afakomaly, ta­min’ny 2 ora sy sasany hariva. Trano miisa enina no kila forehitra, nahitana tokantrano 15 isa. Mahatratra 92 ny isan’ny traboina, izay mpianatra ny 15 amin’izany. Niara-nientana namono ny afo ny mponina tany an-toerana. Naharitra ora maro vao voafehy izany. Vo­kany, lasa […]