Manoloana ny haintrano nitranga teny Ankorondrano Tsaramasay, nidina teny an-toerana ny ekipan’ny Fahasalamam-bahoaka. Nahitana ny talem-paritry ny Fahasalamana Analamanga sy ny ekipan’ny CSB Antanimena miaraka amin’ny lehiben’ny mpitsabo ary ny mpanentana ara-pahasalamana ireo delegasionina. Nijery ireo traboina teny an-toerana ary nijery ny fahasalaman’izy ireo no antony nidinan’izy ireo teny. 111 […]
Mois : octobre 2025
Fananahana ara-pahasalamana : Vita dika « en Braille » ny boky
Nampahafantarina teny Antaninarenina, tao amin’ny Cité des cultures, ny faran’ny herinandro teo, ny flyers en braille. Boky natokana ho an’ny manana olana ara-pahitana sy ireo olona jamba izy ity. Ny fikambanana Autisme Madagascar no namokatra ny flyers izay navadiky ny hetsika Nifin’ Akanga “en braille”. Miresaka momba ny fahafinaretana, ny […]
Sambava: Vita ny fametrahana tambajotra rano
Tontosa tao amin’ny LTP Sambava ny asa fametrahana tambajotra rano ho an’ny fampiasana ara-pedagôjika sy ho an’ny daholobe, izay vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa sy ny Fikambanana Eau soleil –Paca. Eo koa ireo mpiara-miombon’antoka eo an-toerana, toa an’i Sambatex, Promabio sy SPMC. Manana tanjona […]
Andro iraisam-pirenena ho an’ny «Réserve de biosphère»: Hametrahana paikady ho an’ny 10 taona manaraka
26 ny Réserves de biosphère vaovao, araka ny famaritan’ny Unesco, amin’ny firenena 21. Mahatratra 784 anatin’ny firenena 142 ny isany amin’izao fotoana izao ka voaaro vokatr’izany ny velarana mirefy 1 tapitrisa km2. Ho an’ity taona ity, firenena vaovao enina no nahazo izany voalohany ao aminy. Faritra iray mampirindra ny fiarovana […]
TARATRY ny KANTO
Tafiditra hifaninanana anatin’ny « African Entertainment Awards » any Etazonia i Basta Lion. Ao amin’ny sokajy « Best reggae / dancehall artist » no misy azy, milahatra amin’ireo mpanakanto afrikanina malaza maneran-tany toa an-dry Ruger, Shenseea, Masicka, Spice, Popcaan, sns. Ny 20 desambra izao no hanaovana ny lanonana fampahafantarana izay […]




