Mois : octobre 2025

Rugby – “XXL Top 12” : Hanohitra ny FTM ny 3FB Fahasalamana

Hitohy amin’ny alahady 2 novambra ho avy izao ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, “XXL Top 12”, taranja rugby, rehefa niato nandritra ny telo herinandro. Fihaonana miisa telo no voalahatra amin’izany. Anisan’ny lalao andrasan’ny rehetra ny fifanandrinan’ny FTM Manja­ka­ray (Dakar) sy ny 3FB Fahasalamana. Raha ny fifanandrinana teo amin’ny roa […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina ny sabotsy sy ny alahady ho avy izao, eny amin’ny Kianja Elgeco Plus Stadium By-Pass, ny fifaninanana baolina kitra ho an’ny sokajy zandriny U15. Fihaonana karakarain’ny Associations des jeunes entraineurs actifs (AJEA). Ireo klioba manana ny taratasy fanamarinana fijoroana sy ara-dalàna ihany no afaka handray anjara amin’izany. Raha ny […]

Barea Chan : Nilamina ny resaka « Prize Money »

Tsy niandry an’ilay 72 ora akory, nandray andraikitra ny eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly. Araka ny tapaka tao anatin’ny fivoriana nikaton-trano, izay nataon’ny Barea Chan sy ny mpitantana ny FMF, tetsy Isoraka, afakomaly, nanapa-kevitra ny Federasionina, izay tarihin’ny filohany, Randriamanampisoa Alfred, fa hanefa ilay vola ambininy an’ny […]

Fitantanana ny fanatanjahantena ; Adidy maro no miandry ny minisitra Rasambany Alain Désiré

Roa volana ihany no hitsarana ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena vaovao anatin’ny governemanta vaovao. Andraikitra maro sy azo lazaina ho mazana ny miandry azy amin’izany. “Arahabaina eh! Na­hazo minisitra”. Voa­tendry hitantana ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Ra­sambany Alain Désiré. Izy indray izany no hisolo ny toeran’i […]

Fanjakana Anglisy : Hanohana ny ady amin’ny kolikoly

Nandray ny masoivohon’i Royaume-Uni, Patrick Lynch, avy hatrany ny minisitra vaovao misahana ny Fitsarana, i Fanirisoa Ernaivo, taorian’ny nanendrena azy amin’izany toerana izany. Niaraha-nidinika tamin’zany ny fandaharanasa mikendry ny hananganana rafitra mahomby amin’ny ady amin’ny kolikoly. « Vonona izahay ary hanampy sy hanolo-tena hanohana ireo mpiara-miombon’antoka eto an-toerana amin’ity ady sarotra […]