Mitobaka ny fanambarana avy amin’ny sokajin’olona samihafa, ho fikatsaham-bahaolana amin’ny krizy eto Madagasikara. Miantso fifampiresahana ialohavana fampitsarahana herisetra ny rehetra. Mivoaboaka tsikelikely ireo fikambanana na vondrona mitaky ny fampitsaharana ny herisetra. Torak’izany ny vovonana samihafa, mangataka ny fifampiresahana malaky amin’ny mpiantsehatra tafiditra amin’ilay disadisa misy ankehitriny. Nanao fanambarana fanindroany, omaly, […]
Mois : octobre 2025
Tsipy kanetibe-Mondial 2025 : Vonona ny ekipam-pirenena malagasy
J-9 amin’ny fanombohan’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tsipy kanetibe, sokajy vehivavy, anio. Fihaonana hotanterahina any Douaisis, France, ny 9 hatramin’ny 12 oktobra ho avy izao. Vonona hiatrika izany ny ekipam-pirenena malagasy izay efa any an-toerana rahateo, amin’izao fotoana izao. Ao anatin’ny fanitsiana farany ireo pitsompitsony madinidinika sisa ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ao amin’ny Kianja monisipaly Manakara ny basikety lalaovin’olona 3, “3×3 Pangalanes”. Fifaninanana hotontosaina ny 4 sy 5 oktobra izao. Ny sokajy latsaky ny 13 taona, latsaky ny 15 taona, latsaky ny 17 taona ary ny Open lahy sy vavy, no hatao mandritra io roa andro io. Ny ligin’ny basikety […]
Muay Thai-Afrika : Hisolo tena ny Malagasy i Olga
Anisan’ny mitondra fampandrosoana ho an’ny taranja Muay Thai eto Madagasikara ny fanatanterahana fifaninanana matihanina. Nisy ny “Muay Thai Tournament 2” farany teo, izay natao teny amin’ny Kianja Mitafon’i Mahamasina, ka nahitana ny fahaiza-manaon’ireo Malagasy mpikatroka. Noho io fahaiza-manao mihatsara io, voaantso handray anjara amin’ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika, hatao […]
Barean’i Madagasikara : Tsy ao anaty lisitra i Hakim sy i Marcellin
Namoaka ny anaran’ireo mpilalao handrafitra ny Barean’i Madagasikara i Corentin Martins, mpanazatra. Maromaro ireo mpilalao teo aloha no tsy tazana ao anaty lisitra. Anisan’izany i Hakim Abdallah sy i Jean Marcellin ary i Van Boto. 4 ihany ireo mpilalao avy eto an-toerana. Noho ny toe-draharaha misy eto an-toerana, tao amin’ny […]




