Maherisoa Rakotomalala sy Tahina Rakotoarivony. Andrarezin’ny hosodoko sy ny hairahan’ny ankehitriny no hampiranty ny sanganasany, ao amin’ny Is’Art Galerie Mahatazana, ny 19 ka hatramin’ny 10 desambra izao. Lohaeny sady lohahevitry ny fampirantiana rahateo ny «Jery». Hanokatra ny mason’ny tsirairay bebe kokoa ireto mpanan-talenta roa ireto ka hijery ny any ambadiky […]
Mois : novembre 2025
Fiarahamonina : Mila ampiasaina ny « fomba gasy »
Raha mijanona eo amin’ny fampahafantarana sy fampitiavana fotsiny… Tsy ampy ! Mila ampiasaina sy iainana ny fomba malagasy (na ny fomba gasy ». Tafarina ao anatin’ny fotoana fohy ireo lesoka mahazo vahana any anivon’ny fiarahamonina raha vitan’ny Malagasy izany. Rehefa mety ho mpitondra na mpitarika isan’ambaratonga, ohatra, mila miozona na manozon-tena. Raha […]
Horonantsary fanadihadiana: Antenaina ireo mpanatontosa amin’ny “FIFOI 2026”
Mahazo vahana kokoa noho ny sarimihetsika ny horonantsary fanadihadiana eto Madagasikara. Efa hasaina sahady ireo Malagasy mpanatontosa handefa ny sanganasany hifaninana. Nisy fandraisana anjara mavitriky ny mpanatontosa sarimihetsika malagasy hatrany ny “Festival du film de l’Océan Indien”, na ny “FIFOI”. Efa manao antso avo amin’ ireo mpanatontosa manana tetikasa na […]
INDRAY MIJERY
Fantatra nandritra ny fananganan-tsaina fanaon’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, ny alatsinainy teo, fa misy ny « audit » atao amin’ ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny. Ho apetraka koa ny vaomiera hamaha ny olana maro takin’ny sendikà, ny interne sy internes qualifiants ary ny mpianatra. Nisy ny atrikasa fandinihana famolavolana ny fanomanana ny didy fampiharana, ny fandaharam-potoan’ny […]
Mesupres : Nahazo fitaovana hikarakarana ny fanadinana bakalorea
Fitaovana maro azon’ny oniversite rehetra manerana ny Nosy hanatomombanana ny fikarakarana ny fanadinana bakalorea amin’ity taona ity. Hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana ambony ihany koa izany. Ho fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana ambony, nahazo fitaovana vaovao sady raitra manaraka ny fenitra takina amin’izao fotoana ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikaroana ara-tsiansa […]




