Hifarana anio ny fihaonamben’ny fanatanjahantena maneran-tany. Fihaonana notanterahina tany Rosia, nanomboka ny 5 novambra lasa teo. Niatrika izany ny filohan’ny Komity olympika malagasy sy ny sekretera jeneraliny. Lohahevitra maro no nodinihina nandritry ny hateloana nanatanterahana ny hetsika. Notontosaina nanomboka ny 3 novambra lasa teo hatramin’ny anio, ny fiadiana ny tompondaka […]
Mois : novembre 2025
Handball – « Mada sénior» : Nihintsana ny THBC Analamanga
Notanterahina, omaly, tao amin’ny Kianja mitafo Arena Toamasina, ny dingana ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja handball, sokajy Sénior. Nitranga ny tsy nampoizina teo amin’ny sokajy vehivavy, satria lavon’ny Sifaka Amoron’i Mania ny THBC Analamanga, anisan’ny ekipa goavana eto Madagasikara. Niondrika tamin’ny isa tery, 21 no ho 20, […]
“Africa Cup 3×3” : Ekipa afrikanina 24 hiady ny amboara
Iray volana mialoha ny fifaninanana, nanamafy ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny basikety, Ramaroson Jean Michel, fa efa mandroso ny fikarakarana ny fandraisan’i Madagasikara ity fifaninanana ity. Fanambarana nataony teny amin’ny biraon’ny FMBB 67 Ha, omaly. Hotanterahina eto Madagasikara, ny 5 hatramin’ny 7 desambra izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana […]
VAOVAO TAMBATRA
Mamokatra taretra 17 578 taonina isan-taona i Madagasikara, ka mametraka ny firenena eo amin’ny laharana fahefatra maneran-tany amin’ny famokarana izany, aorian’i Brésil, Tanzanie ary Kenya. Na izany aza, tsy ampy ny tohana ara-bola sy ny fotodrafitrasa ho an’ny mpamokatra ka mampananosarotra ny hidirantsika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Mila manana paikady mazava […]
Fanafoanana ny Agoa : Hapetraka ny drafi-piaraha-miasa maharitra
Tandindomin-doza ny sehatry ny lamba sy ny fitafiana taorian’ny fahataperan’ny fifanarahan’ny African Growth and Opportunity Act (Agoa) sy ny fampiakarana hetra ho 15% nanomboka ny 7 aogositra teo. Antony nahatonga ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria (CCIA) nametraka paikady hanarenana ny sehatry ny lamba ka hametraka indray ny « vita malagasy » […]




