Nitondra vahaolana momba ny herinaratra avy hatrany ny fanjakana, amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Nitondra panneaux solaires miisa 1 092 izy ireo hanazavana ny tanàna. Ny 804 amin’ireo dia manana tanjaka 590W ary ny 288 kosa 720W. Misy ihany koa ny fitaovana hafa miaraka aminy, toy […]
Mois : novembre 2025
Lalànan’ny asa: Mampigadra ny fanararaotana any anaty orinasa
Nampahafantarin’ny minisiteran’ny Asa sy ny asam-panjakana ary ny fampanananasa ny fehezan-dalàna mifehy ny asa, laharana 2024-014, andininy faha-358, miresaka ny amin’ny herisetra sy fanararaotana eo amin’ny tontolon’ny asa. Voalazan’izany lalàna izany fa na iza na iza ao amin’ny toeram-piasana ka meloka noho ny fanararaotana ara-tsaina dia sazina an-tranomaizina 3 volana […]
INDRAY MIJERY
Nanara-maso ny fizotry ny asa fanavaozana sy fanitarana ny UniPod, izay atao eo Tsimbazaza, ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ny Pr Ravonimanantsoa Ndaohialy Manda-Vy. Toerana hampifandraisana an’ireo tanora, mpikaroka sy mpandraharaha, hahafahan’izy ireo mamolavola hevitra sy fikarohana mitondra vahaolana sy fanavaozana ny ivontoerana. Ho fampandrosoana maharitra […]
Fiahiana ny ankizy sy tanora : Mijoro ny Consortium Kilonga Manonga
Miahy ny ankizy marefo sy mampisitraka zo ho azy ireo ny Consortium Kilonga Manonga. Mivondrona ireo fikambanana hanatratra ny tanjona sy hitady mpiara-miombon’antoka maharitra. Miahy ny ankizy marefo sy mampisitraka zo ho azy ireo ny Consortium Kilonga Manonga. Nampahafantarina omaly, teny Anosy, ny fijoroan’ny Consortium Kilonga Manonga, sehatra iray ivondronan’ireo […]
VAOVAO TAMBATRA
Handray anjara amin’ny salon « solidarissimo » atao ao Colmar, Alsace-France, i Madagasikara. Hetsika tafiditra ao anatin’ny « Salon international du tourisme et des voyages (SITV) », natokana ho an’ny fizahantany maharitra sy mirindra. Atao ny 7 ka hatramin’ny 9 novambra izao ny hetsika, hahafahan’i Madagasikara mampahafantatra ny hakanton’ny Nosy sy hampiroboroboana indray ny […]




