Mois : novembre 2025

Fidisoa Ramanahadray : “Manampy be amin’ny fikirakirana sary ny IA”

Mpaka sary efa anisan’ireo ela teo amin’ny sehatra, niaina ny fivoaran’ny tontolon’ny saripika, i Fidisoa Ramanahadray, izay naka namana ny “Intelligence artficielle” izao. Hiompana amin’izay ny lohahevitry ny “SAR’nao” amin’ity. Mpanampy sa fahavalon’ny zavakanto ny fa­haranitan-tsaina artifisialy na ny IA? Tato anatin’ny taona vitsy nampiroborobo azy, maro ireo sehatry ny […]

FANTINA sy FINTINA

Nesorina tamin’ny toerany ireo tale jeneraly maromaro eo anivon’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, araka ny tatitry ny filankevitry ny minisitra, omaly. Voatendry ho tale jeneralin’ny Sam­pan­draharaham-pirenena miady amin’ny hosoka « Agence nationale anti-fraude » kosa ny Kly Andrianasoavina Charles. Hanao fitsirihana ireo minisitera sy An­drimpanjakana ny mpisafo raharaham-panjakana (IGE). Haharitra 90 […]

Maka Alphonse : “Tsy manan-jo hanao fahadisoana intsony isika”

“Io no hamaritra ny dingana mandritra ny Tetezamita. Kihon-dalana ho an’ny firenena izao. Tsy manan-jo hanao fahadisoana intsony isika”. Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny Conseil du fampihavanana malagasy (CFM) teo aloha, i Maka Alphonse. Homanina sy halamina ary hatao tsara ny raharaha. Tsy maintsy mi­ainga any ifotony ny fihaonambem-pirenena. Farafa­hara­tsiny […]

Miova vao manova

  Fanovana sy fanavaozana no hoe (h)atao amin’izao? Na fanorenana ifotony… Sarotra ny miala amin’ny mahazatra? Misy entim-pahazarana amin’izay lazainy sy ataony. Ahoana no hisian’ny fanovana amin’izany? Mby amin’ny hoe izay miova no afa-kanova, izay vao na mihavao no afa-kanavao. Aiza ho aiza? Mby an-tsaina avy hatrany amin’izany ny mpanao […]