Misaona ny antoko Tim. Nodimandry, omaly, ny ben’ny Tanànan’Ankaraobato, Atsimondrano, Randriamiandrisoa Gilbert. Nitsapa alahelo teny an-toerana ny mpikambana sasany eo anivon’ny fikamban’ny ben’ny Tanàna manerana ny Nosy, tarihin’ny filohany, Rado Ramparaoelina. Nanao ny fianianany amin’ny maha filohan’ny « Forum parlementaire de la Sadc » azy tatsy Afrika Atsimo, ny filohan’ny Antenimierampirenena, Randrianasoloniaiko […]
Mois : novembre 2025
Depiote Ramilison Nomenjanahary: « Aoka tsy ho lany andro hifanaratsy isika »
Naneho ny heviny ary nahitsy ny depioten’i Faratsiho, Ramilison Nomenjanahary, manoloana ny raharaham-pirenena. «Tsy tokony ho lany andro hanaratsy ny hafa isika mpisehatra politika. Aoka hikatsaka ny fampandrosoana ny firenena », hoy izy. Nambarany fa tsy fotoan’ny fifanaratsian’ny samy mpanao politika na antoko politika izao. Tokony hapetraka ho laharam-pahamehana ny tombontsoam-bahoaka, […]
Kolonely Randrianirina Michaël : “Tsy ilana ny HCJ ny fitsarana ireo nanao ny tsy mety”
Nitafa tamin’ny mpanao gazety vahiny ny filoham-panjakana, Kly Randrianirina Michaël, afakomaly. Nitondrany fanazavana tamin’izany ny raharaham-pirenena. ”Omena ohatra ny vahoaka malagasy fa tena atao ny ady amin’ny kolikoly. Nisy ny teny mita navoaka fa hotsaraina amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany ireo tomponandraikitra, fa tsy ilaina ny Fitsarana avo (HCJ)”. Io ny […]
Miovaova ny sary!
Asa re rey olona na mizotra mankaiza ity fitantanana firenena ity? Raha olon-tsy mahay raha amin’ny politika sy ny kajikajy mifandraika amin’izany dia very. Nanaitra kely na tsy mahagaga aza ny filazana nataon’ny mpitondra fa tsy mbola tetezamita indray hoe isika ity. Mbola Repoblikan’ny Fanavaozana izao. Mila fanazavana misimisy […]




