Tsy nisy ny sekoly tahaka ny ahitana azy ankehitriny. Tsy nisy ny toeram-panandramana isan-karazany. Na ny soratra voarafitry ny alfabeta aza, tsy nisy… Tsy nataon’ny Malagasy ho sakana izany fa niaina sy nampiasa ny nomen-Janahary azy izy. Taona 2025, mbola misy manafangaro ihany ny atao hoe fahaizana sy fahalalana, ny […]
Mois : novembre 2025
INDRAY MIJERY
Manao antso avo ho an’ny fitondrana ny Sendikà iombonan’ny sekoly mampianatra mamily fiara (Secom), momba ny foibe fanaovana fanadinana eto Antananarivo, eo Petite Vitesse. Tsy mendrika handraisana mpianatra hanao fanadinana ny toerana sady misy vahiny manao fanadinana rahateo ao. Mampidi-bola anefa ireo Auto école ho an’ny ATT ka miandry ny […]
Hetsika ara-tsosialy -WMG: Ny 29 novambra izao ny « Bazar de Noël »
Mikarakara “Bazar de Noël”, andiany faha-63, ny Wednesday Morning Group (WMG). Hatao etsy amin’ny Carlton Anosy, ny sabotsy 29 novambra izao, izany. Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny fetin’ ny Noely sy ny asa soa izay ataon’izy ireo. « Tsy tsena fo tsiny intsony ny Bazar de Noël fa sehatra hamondronana hery […]
Zaza latsaky ny 5 taona : Hosorohana ny tsy fahampian-dra
Nanomboka omaly ny tetikasa fandrefesana ny Anemia na ny tsy fahampian-dra sy vy eo amin’ny zaza. Miara-miasa amin’izany ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, Blédina, Somaped ary ny Opham. Hofanina sy homena traikefa miaraka amin’ny fitaovana ara-teknolojia, fitiliana ireo mpiasan’ny fahasalamana amin’ny fandraisana an-tanana ireo zaza sy ho fisorohana ny tsy fahampian-dra sy […]
Hanatanteraka drafitrasam-pirenena : Tafajoro ny fikambanana misehatra amin’ny fahasalaman’ny saina
Mifameno sy mifampiankina ny fahasalaman’ny vatana sy ny fahasalaman’ny saina eo amin’ny olombelona. Matetika tsy ifantohana loatra ny olana ara-tsaina raha tsy efa lasa lavitra. Misy ny fisorohana azo atao sy ny fikoloana izany. Tafajoro ny Vovonan’ny fikambanana misehatra amin’ny fahasalaman’ny saina sy ny fitsaboana ny saina (SMSPS), ivondronana fikambanana […]




