Fantatra omaly, fa niorina ara-panjakana ny fikambanana « Akanga tsara soratra » ka any Mahafaly, Vatofotsy Antsirabe, ny misy ny foibeny. Ny tontolon’ny literatiora no iangalian’ireo mpikambana ao aminy, ahitana mpanoratra, poeta, mpihira, mpanao slam, mpikabary, mpilalao tantara, mpanao teatra, sns. Tanjon’izy ireo ny hampitombo hasina ny literatiora malagasy izay maratran’ny fanantontoloana […]
Mois : novembre 2025
«Festival Madagaslam» : Hetsika 3 mn, hanehoana aingam-panahy
Mahazo vahana ny slam. Hita sy tsapa tamin’ny fanombohan’ny “Festival Madagaslam” ny faran’ny herinandro teo izany, izay hitohy hatramin’ny 6 desambra. Hiavaka ao anatin’izay ny “3 mn”. 3 minitra. Mety ho kely amina fotoana hafa, fa mahavita hampitana hevitra maro kosa ho an’ny mpahay kanto. Hampiavaka ny herinandro faharoa amin’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Tafakatra 3 202,1 miliara Ar ny vola niditra tamin’ny fadintseranana tao anatin’ny 10 volana voalohan’ny taona 2025. Azo nandritra ny volana oktobra ny 382 miliara Ar tamin’io vola io. Mitentina 19 464,3 miliara Ar ny fifanakalozana ara-barotra iraisam-pirenena tontosa nandritra ny 10 volana tamin’ity taona ity. Hatreto, mbola i Eoropa sy […]
Taom-piotazana letisia : Maherin’ny 100 000 taonina ny vokatra
Mitobaka! Tsara ny vokatra letisia tamin’ity taona ity. Maherin’ny 100 000 taonina (t) ny vokatra manerana ny Nosy, manodidina ny 20 000 t kosa ny vokatra aondran’i Madagasikara any ivelany. Miisa telo ny sambo mpitatitra ny letisia ho any ivelany ho an’ity taom-piotazana 2025, ny roa avy any Eoropa, raha […]
“EPM 2025” : Hamoahana angon-kevitra
Hotanterahina manomboka ny volana desambra izao ka hatramin’ny volana marsa 2026 ny fanadihadiana maharitra eny anivon’ny tokantrano (EPM 2025), andiany faharoa, izay karakarain’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola (MEF). Fitaovana fototra ahafahana manombana ny fari-piainan’ny mponina sy hamokarana ireo tondro sosialy sy ara-toekarena lehibe ampiasain’ny fanjakana ny EPM. Manampy amin’ny […]




