Vinavinaina hiakatra 12,4% ny tahan’ny tsindrin-ketra tsy afakaratsaka (taux de pression fiscale brute) ho an’ny taona 2026, araka ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibola (PLFI). Tombanana ho lasa 5 026 miliara Ar ny fidiram-bolan’ny fadintseranana ho an’io taona hoavy io hanatsarana sy hanarenana ary hanavaozana ny toekarena. Ny 73,42% ny fampidiran-ketra anatiny […]
Mois : novembre 2025
FANTINA sy FINTINA
Tokony hitandrina ny fitondram-panjakana ankehitriny manoloana ireo tsindry samihafa ataon’ ireo firenen-dehibe, araka ny fanehoan-kevitry ny mpanao politika, Paraina Auguste. « Tsy tongatonga ho azy ny niresahan’i Emmanuel Macron nandritra ny fivahinianany tatsy amin’ny Nosy Maurice ny toe-javamisy eto Madagasikara », hoy izy. Tsy mila PDS ny vahoakan’ny kaominina ambanivohitra Marovoay. […]
Depiote Rakotoniaina Pety : “Aoka tsy ho sarintsarina fanovana no hatao”
“Aoka tsy ho sarintsarin’ny fanovana no hatao, fa alefa any amin’ny Faritany sy ny Faritra ny fahefana”. Io ny fanehoan-kevitry ny depiote tsy miankina voafidy tany Ikalamavony, Matsiatra Ambony, Rakotoniaina Pety, manoloana ny ataon’ny mpanao politika sasany efa misy manao fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana. Ny mpanao politika sasany, manao kajy […]
Tsy heloky ny zanany
Mailaka ery ny sasany amin’ny endri-panavaozana toa tsy mijery ny maha olona. Mahazo vahana ny tsindrio fa lavo hany ka mahita faisana ny vahoaka madinika. Ity tokoa ilay hoe izy mivady no miady dia ny ankizy no voaporiporitra. Tendrom-po ny an’ny sasany, hany ka tsy mijery ny manodidina. Ho […]
Me Randriamiaramisaina Mirantsoa : « Fonjaina tsy ara-drariny i Rinah Rakotomanga »
Tonga teny amin’ny fitsarana Anosy ny mpisolovava, ny Me Randriamiaramisaina Mirantsoa, omaly. Nitondra fanazavana momba ny olona arovany, i Rinah Rakotomanga, izy. «Tsy mitombina aloha hatreto ny fiampangana ny amin’ny filazana fa nanao fanodinkodinam-bolam-panjakana i Rinah Rakotomanga. Miezaka izahay ny mitondra fanazavana sy ny porofo ny tsy mampitombina izany. Voafonja […]




